12/05/2025
Salama daholo e!
Tsy mitsahatra amin'ny fanomezana ny tsara izahay, indrindra ho an’ireo mila akora fanorenana, kalitao amin'ny vidiny mirary.
Ato aminay dia misy ireto akora manaraka ireto,:
- Gravillon moyen
- Gravillon moyen majinika
- Gravillon vaventy
- Caillasse
- Moellon be vaventy
- Moellon moyen
- Moellon majinika
- Pavé
- Fasi-drano madio tsara (vaventy, moyen, malemy)
Ireo rehetra ireo dia akora feno, madio, ary kalitao tsara – mety tsara amin'ny fananganana trano, tamboho, na tetikasa hafa.
Raha liana ianao dia aza misalasala intsony ary miantsoa mivantana amin'ny laharana izay ahazoana anay ☎️ 038 19 352 66
Vonona handray sy hanome tolotra ho anao izahay Tompoko, koa dia alefaso mialoha ary ny commande eeee!!