Devenir le meilleur en Droit

Devenir le meilleur en Droit Cette page est, comme son nom l'indique,faite pour aider les jeunes à exceller dans le droit

12/06/2026

⚠️TVM indray izao no malaza !
*Taxes sur les véhicules à moteur "
HEVITRAO ??? ✍️

11/06/2026

Madagascar :
vao afaka hanao Concours

Fanavaozana !

05/06/2026

🚨⚠️ NOHAVAOZINA NY - NY MAGISTRAT ETO MADA 🍹

👉 Ahoana ny fahitanao azy ???

28/05/2026

Maninona no manjaka eny @ Lapan'ny Fitsarana foana hatr@ izao ny ???

INONA NO VAHAOLANA ?

27/05/2026

ADY @ KOLIKOLY : Ny mpitsara tsy tokony handray manokana olona manan-draharaha @ Fitsarana ao @ Biraony na any an-tranony !

🚨 CONCOURS ENMG Mitaky ny   ny Fifaninanana mpitsara lasa teo ny Komity Manokana Miady @ Gaboraraka sy ny Barofo ( KMMGB...
26/05/2026

🚨 CONCOURS ENMG

Mitaky ny ny Fifaninanana mpitsara lasa teo ny Komity Manokana Miady @ Gaboraraka sy ny Barofo ( KMMGB) izay hivondronan'ireo mpifaninana sy raiamandreny rehetra manerana ny Nosy

26/05/2026

TENY KELY :

🎈 Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy; Fandrao, raha voky aho, dia handà Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatra Ka hanamavo ny anaran'Andriamanitro. — Ohabolana 30 : 8 - 9

🎁 PRÉ -SERMENT ÉLÈVES GREFFIER Tontosa ny zoma 22 mai 2026 ny PRE-SERMENT alohan'ny hiatrehana stage an'ireo   382 tao @...
26/05/2026

🎁 PRÉ -SERMENT ÉLÈVES GREFFIER

Tontosa ny zoma 22 mai 2026 ny PRE-SERMENT alohan'ny hiatrehana stage an'ireo 382 tao @ Fitsarana Ambony Anosy

⚠️ Marihana fa 390 izy ireo no afaka Concours fa nihintsana an-dàlana kosa ny 8 Raha tsy nahatratra ny salan'isa takiana hahafahana manao stage

👉 Izany dia manambara fa ENTITRA n'y sekoly ENMG @ fanaraha-maso ireo mpianatra hiantsehatra @ asan'ny Fitsarana, Ary IZAY TENA MAHAY ihany no mivoaka avy ao HANOME HASINY ny Fitsarana

📣 ANDEHA HIRARY SOA AZY IREO

19/05/2026

Iza no tsara kokoa Raha te hahita asa tsara na asa haingana aorian'ny BACC :
Filière DROIT sa GESTION ???

@ 26 mai no mivoaka ny didy avy @ PAC👉 HITOHY sa HO FOANANA ny Concours avy eo ?
14/05/2026

@ 26 mai no mivoaka ny didy avy @ PAC

👉 HITOHY sa HO FOANANA ny Concours avy eo ?

Address

Fianantsoa
Ambositra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Devenir le meilleur en Droit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Devenir le meilleur en Droit:

Share