YES Madagasikara

YES Madagasikara Madagasikara ve misy fahavaratra ? YES. Mivonona ho amin'izany ve isika ? YES, fa tsy vita daholo ny fiomanana

05/09/2020

Hifarana, hono, ny confinement! Inona no niova ho tsara? Ndao samy hitanisa...izay hatsaraina

15/07/2020

Mandresy coronavirus alohan'i Frantsa i Madagasikara.

12/03/2020

Tokony hihatsara ve ny fiainan'ny Malagasy amiinv'ity 2020 ity ? YES no valiny. Ahoana ary no tokony hatao n'ny tsirairay ? Ndao samy hitanisa ary isika. Izay hataonao sy mety ho vitanao an !

14/02/2019

Be loatra ny fangatahana noho ny asa asehon'ny tsirairay ka lasa sahirana miteny avy hatrany hoe "YES". Aleo dinihina tsara dia hita hoe inona no laharam-pahamehana. Mba omeo hoe aminao, inona no ilain'i Madagasikara voalohany izao ?

Address

Ambositra

Telephone

+261328351454

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YES Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to YES Madagasikara:

Share