29/07/2022
KARAZANA VANILLE MISY ETO MADAGASCAR.
zaho ampianatra olo jiaby,ambilai samy mahay agny,😁
Am pratique sur terrain koa mifampizaha aveo.
1-VANILLE NOIRE GOURMET
La vanille noire de Madagascar, la meilleure au monde. Souple, mangitry fa karaha chocolat igny.Référence mondiale dans le
monde de l’agro-alimentaire. Européens, Japonais ireo no grands consommateurs ny vanille Gourmet.
Izio dia :
✓non fendue
✓longueur :14cm et +
✓afaka calibrena ho 17 cm et + (clients fona io).
✓Taux de vanilline : 1,8 - 2,4%
✓Taux d’humidité : 30 - 35%
2- VANILLE ROUGE
La vanille rouge,destinée aux productions industrielles(oléorésines,extraits naturels).Amerique du Nord,reo no grands consommateurs .
Izio dia:
✓mety fendue mety ou non fendue.
✓longueur: 13 cm et plus ;
✓possibilité de calibrage en 12cm selon les besoins des clients
✓Taux de vanilline : 1,4 - 1,8 %
✓Taux d’humidité : 18 - 30%.
3-VANILLE TK(La qualité intermédiaire)
La vanille TK,lavani noire fo izio fa taux d’humidité ambany be,maignimaigny hely
noho ny vanille Gourmet.Anamboarana poudres sy extraits naturels izy io. Européens no tena be paka azy io aty amintsika.
Izio dia:
✓mety fendue na non fendue
✓longueur :13 cm et plus.
✓Taux de vanilline : 1,6 - 2,2%
✓Taux d’humidité : 24 - 32%
4-VANILLE CUTS(Kitsa hoy atsika)
La vanille Cuts,qualité la plus simple,tsy de asa be karakôry. Zay tsy tafiditra anaty triage Gourmet,Tk,rouge satria longueur inferieur à 12cm na koa hoe tsy dia tsara endrika dia atao Kitsa. Ilaina ihany izio satria matetika attractif be ny vidiny am tsena iraisampirenena.
Izio dia :
✓mety fendue na non fendue.
✓ longueurs 6- 17cm fa tsy azo coupéna na calibrena fa bemiray ao.
✓ Taux de vanilline : 1% - 1,2%
✓Taux d’humidité compris : 20 - 25%
N.B:Pour les qualité de vanilles suivantes,il est preferable d'avoir des commandes en avances car ceci represente dans certaines conditions un faible part sur le marché International.
5-VANILLE EN POUDRE(100%)
Izio dia na vanille TK na vanille gourmet disanina ary tsy asiana zavatra fa tonga de mandeha conditionnent.Manitra tena manitra dia atao am sakafo,sns.
✓ Taux de vanilline : 1,2 - 2%
✓Taux d’humidité : 5 - 10%
6-LA VANILLE EN GRAINES(marqueur visuel)
Voany la vanille izy io,alaina le voany ao anatiny dia esorina le menaka aminy dia ny voany ihany no alaina.Io dia atao haingo ho any Sakafo,art,boissons,etc..Tsy manitra fa manome endrika ny zavatra atao azy.
✓Odeur:neutre
✓Taux d’humidité : 5 - 10%
7-CAVIAR DE VANILLE(Ny tsara indrindra)
Alaina le ao anatiny gousse iny miaraka am le menaka sy voany.Manitra tena manitra,kely dia ampy.
✓Taux de vanilline : 2 - 2,2%
✓Taux d’humidité : 35%.
Samy mahay zany isika izao dia aza misy mifanambaka intsony fa dia mirary soa.
Misaotra namaky.
(AZO AHITSY,AZO AMPIAGNA,AZO KIANINA ary Azo zaraina ho any hafa).
(Sary Indrana).