28/06/2025
✅Ry Rahalahy,
👉AOKA NY SAINA NO HIBAIKO FA TSY NY F♥️
Ny vehivavy tena tia anao manampy anao hanena ny dépense-nao fa tsy hampiakatra ny dépense-nao.
Ny vehivavy tena hanangana avenir miaraka aminao Dia mijery ny stabilité financière rahampitso fa tsy ny fahafinaretana androany.
Ny vehivavy tena vonona ny hiaraka aminao mi-comprendre ny situation-nao 🙈androany ary mino ny nofinofinao rahampitso💰