11/11/2026
📢 Filazana ho anareo clients rehetra fa tsy mandray dépôt sy retrait avy amin’ny MEXC intsony izahay.
❌ Dépôt via MEXC
❌ Retrait via MEXC
✅ Mbola mitohy ara-dalàna kosa ny tolotra dépôt sy retrait amin’ireo plateformes hafa sy fomba hafa mbola hampiasanay.
Misaotra anareo amin’ny fahatokisana sy fiaraha-miasa hatrany. 🙏