Docteur Tina ZHY Andrianarisaina

Docteur Tina ZHY Andrianarisaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Docteur Tina ZHY Andrianarisaina, Consulting Agency, Andapa.

28/08/2026
FIOFANANA TSOTRA- Sahaza ny rehetra- Mamaly ilay adin-tsainaoMiantsoa na mandefasa MP mamandrika fotoana (2 andro monja)...
11/08/2026

FIOFANANA TSOTRA
- Sahaza ny rehetra
- Mamaly ilay adin-tsainao
Miantsoa na mandefasa MP mamandrika fotoana (2 andro monja)
MARO NO EFA NISITRAKA SY NAHITA SOA
Tél : 034.09.821.56

" MIVELONA SY MAMELONA "Ianarana izany, ary misy fotokevitra sy paika matotra tokony hapetraka1. Varotra avokoa rehefa a...
17/07/2026

" MIVELONA SY MAMELONA "

Ianarana izany, ary misy fotokevitra sy paika matotra tokony hapetraka

1. Varotra avokoa rehefa asa itadiavam-bola hivelomana sy hamelomana ankohonana : varotra asa saina, herin-tsandry, vokatra, vatana... Mety ho épicerie, mpitondra taxi, mpanao volo, mpaka sary, docker, mpivaro-damba, vente en ligne, sns... ianao

2. Misy ireo vao mitady na manangona vola hiaingana, ireo efa nahangona ihany fa sadaikatra hampiasa ny vola, ireo efa mandeha fa manahy lava ny ampitso, ireo tsy mahay mijery na mampiasa ny tombony azo, ireo te-hanitatra, ireo efa manam-bola fa mandringa ny fitaizana ny ankohonana velomina ka zary mifamono...

3. Tsy mila diplaoma avo lenta, na fiteny vahiny, na sekoly ambony, fa ny faharesen-dahatra sy finiavana, ny fahaizana manoratra, mamaky teny, aty manao kajy (calcul) no ilaina dia hivoatra sy ho lasa lavitra ianao.

4. Hoy ny Tompo : "Ampy ho anareo ny fahasoavako", "Mandehana @ izao herinao izao". Samy manana fanomezam-pahasoavana sy talenta azo iaingana rahateo isika.

5. Mifandraisa @ CASCADE FORMATION (Dr Tina ZHY) izay efa nizara ny fiofanana sy taridalana sahaza ny rehetra t@ toerana maro, ary nahavonjy ankohonana maro sy ny fivelomany

6. Hitarihana anao ny
- Hanananao vina sy paika Ary drafitra sy tetibola mazava
- Hahaizanao fitantanana tsotra sy mahomby hanananao tarehimarika mazava @ fivelomana
- Hahalalanao ny vola mihodina, ny tombony sy ambim-bava ho tahiry manosika
- Hampiasanao ny vola tombony hampanjary ny lafim-piainanao rehetra
- Hahaizanao mitrosa (mindram-bola) sy mampahomby izany, raha sanatria voatery hiditra @ zany

7. Miara-mitombo sy miaraka velona ny fihariana sy ny ankohonana

8. Roa andro monja, izay ahafahanao no fandriho. Tsara raha mpivady na ankohonana mahay miray hevitra sy vonona hifanohana no miara-mandray izany

MIROSOA ARY... Sarany mirary

CASCADE FORMATION (Dr Tina ZHY)
0340982156 - 0325466019

AZA TERENA... ALAO HERY...Mety hisy olona heverinao na tena hitanao fa toa tsy dia tia anao, somary manalavitra anao, na...
30/06/2026

AZA TERENA... ALAO HERY...

Mety hisy olona heverinao na tena hitanao fa toa tsy dia tia anao, somary manalavitra anao, na tsy matoky anao

- Hery sy vokatry ny serasera izy iny ka tsy azo terena na atao hahatezitra...

- Aza atao sakana tsy handrosoanao anefa, fa ataovy handinihan-tena ny @ zay mety ho antony ..

- Azo atao ny miresaka mivantana raha toa ka voafehy tsy hivadika ho fifamaliana na vao mainka handrehitra afo...

- Aza be hambom-po anefa. Tsy mahasoa anao izany tsy tiana sy tsy hatokisan'ny olona izany na ahoana na ahoana...

- Anjaranao, rehefa mahalala n'y antony, no miezaka @ fihetsika andavanandro, mba hiverenan'izany... Eny na dia sarotra aza...

NY VAVAKA MANOVA ZAVATRA, ANDRIAMANITRA NO MANOVA NY OLONA...

...HIVOAKA TSY HO ELA...
17/06/2026

...HIVOAKA TSY HO ELA...

RAHAMPITSO SABOTSY 18/04/26NO FOTOANA ammin'ilay fitsaboana maso. Vakio tsara ity fa mahasoa ny rehetra... Hararaoty !
17/04/2026

RAHAMPITSO SABOTSY 18/04/26NO FOTOANA ammin'ilay fitsaboana maso. Vakio tsara ity fa mahasoa ny rehetra... Hararaoty !

Ny SABOTSY 18 APRILY 2026 indray lay fitsaboana maso ao @ Centre NY ANJARA Malaho Bevalala (PDL akaikin'ny fampiadiana a...
13/04/2026

Ny SABOTSY 18 APRILY 2026 indray lay fitsaboana maso ao @ Centre NY ANJARA Malaho Bevalala (PDL akaikin'ny fampiadiana akoho)...

Maso mena lava, mangirifiry, mandeha ranomaso, be taimaso, sns....

Azo omena fanafody na mividy solomaso (vidiny mirary kokoa, vita eo noho eo)...

Saram-pizahana : 5.000 Ar

Tél 0340982156
FB : Tina Harinjaka Andrianarisaina

10/04/2026

Aleo handeha aloha ry tanora fanahy fa aza atao marche arrière a. Tsy misy tonga lafatra fa zara aza afaka tam-bavam-boay...

Address

Andapa
205

Telephone

+261340982156

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Docteur Tina ZHY Andrianarisaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Docteur Tina ZHY Andrianarisaina:

Shortcuts

Share