16/11/2026
♻️ Hatramin’ny nanombohan’ny hetsika tao Nosy Be ny volana septambra, dia efa 54 938 tavoahangy plastika, milanja 1 593 kg, no voaangona nandritra ny volana oktobra. 🤩
✅ Isaky ny sabotsy maraina no miara mientana ireo mpianatra avy amin’ny E-cademies sy ny fikambanana Wings of Change, mpiara-miombon'antoka amin'ny Kopakelatra, miara-manangona tavoahangy plastika eny amin’ny faritra samihafa ao Nosy be. 🤝 ✨