OpportuNet

OpportuNet 𝑬𝑫𝑼𝑪𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵--- 𝑪𝑼𝑳𝑻𝑼𝑹𝑬--- 𝑺𝑷𝑶𝑹𝑻 🚀🚀🚀

🥋 FAMPIANARANA KARATÉ DO 🥋Misokatra hoantsika ny CLUB KARATÉ DO ECS NAMONTANA ,style SHOTOKAN ,izay mandray lahy sy vavy...
01/08/2026

🥋 FAMPIANARANA KARATÉ DO 🥋
Misokatra hoantsika ny CLUB KARATÉ DO ECS NAMONTANA ,style SHOTOKAN ,izay mandray lahy sy vavy 4 taona no miakatra🥋.
TOERANA: - EPP MADERA NAMONTANA
ANDRO : - ASABOTSY SY ALAHADY 13H30-16H00
👉MAMPANAO COURS PARTICULIER na À DOMICILE ihany koa hoan'ireo izay manana antony manokana.
👉Ilazana ny MPIANATRA karaté do rehetra tao Anosizato fa mifindra any ny Fanazarantena manomboka amin'ny 05 Août 2026 amin'ny 13h30 -16h00.
👉 Contact : - Bureau ECS: 0343611099
- Shihan TEFY : 0381522162/ 0338126703

27/05/2026
FAMPIANARANA KARATÉ DO,         Style SHOTOKAN ✨ Antananarivo :ECS ANOSIZATO, ECS AMBOHIMAHINTSY, ECS AMBOHIBAO ✨ Ambosi...
11/05/2026

FAMPIANARANA KARATÉ DO,
Style SHOTOKAN
✨ Antananarivo :ECS ANOSIZATO, ECS AMBOHIMAHINTSY, ECS AMBOHIBAO
✨ Ambositra : 3AKC Saint Louis, 3AKC Ilaka Centre
✨ Fianarantsoa : 3AKC Lycée Technique Beravina
👉 HISOKATRA TSY HOELA NY CLUB KARATE DO ECS3A ANTSIRABE sy FIANARANTSOA ary ny CLUB 3AKC AMBOHIMALAZA.

Ankoatry ny FAHASALAMANA dia maro no VOKATSOA  azo amin'ny FANAOVANA NY KARATÉ DO., indrindra fa ny hiainana amin'ny FIA...
13/04/2026

Ankoatry ny FAHASALAMANA dia maro no VOKATSOA azo amin'ny FANAOVANA NY KARATÉ DO., indrindra fa ny hiainana amin'ny FIAINANA ANDAVANANDRO.
👉 MANDRAY MPIANATRA VAOVAO HATRANY IZAHAY (Lahy sy Vavy 4 taona no Mpianatra).
👉TOERANA🥋:
✨TANA: ANOSIZATO EST,AMBOHIMAHINTSY, AMBOHIBAO.
✨ AMBOSITRA : LYCÉE SAINT LOUIS, ILAKA CENTRE
✨ FIANARANTSOA : LYCÉE TECHNIQUE BERAVINA.
👉 Contact :
-Anosizato, Ambohibao: 0381522162/0338126703
-Ambohimahintsy: 0343611099
-AMBOSITRA: 0381522162
- Fianarantsoa : 0344943944

Mandray mpianatra vaovao hatrany🥋 Zaza,Tanora, Lehibe 4 taona no miakatra.👉Ny FAMPIANARANA dia mifototra amin'ny FANABEA...
26/03/2026

Mandray mpianatra vaovao hatrany🥋 Zaza,Tanora, Lehibe 4 taona no miakatra.
👉Ny FAMPIANARANA dia mifototra amin'ny FANABEAZANA ARA-PITONDRANTENA sy HO OLOMBANONA ary FIAROVANTENA.
👉 TOERANA : -Birao Fokontany Anosizato Est
👉Ora fanazarantena : - Alarobia, Asabotsy, Alahady isaky ny 13h30-15h30.
👉 MAMPANAO COURS PARTICULIERS sy À DOMICILE ho an'ireo izay mañana antony manokana.
CONTACT :
Tel :-0343611099/0381522162
Fb: Fanilon'ny Saina
Watsapp : 0381522162

Address

Anosizato

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261342041394

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OpportuNet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OpportuNet:

Shortcuts

Share