Michah fripe CAI

Michah fripe CAI Friperies sy ny tontolony.afaka mandefa any

25/09/2024

ela ela tsy teto fa nisy fanamboarana kely ny page.efa eto amzay o

10/12/2023

Cc daoly oo 🙋‍♀️efa akaiky izao ny fety🥰arrivage vaovao be.tallon carré pointure 35 à 39 fripe.modèle unique.prix abordable💥💥30.000ar daholo izay hitanao ato.aza tara ary oooo🏃‍♀️.afaka tonga dia miantso.0343252115.
ao anaty commentaires ao ny sary sasany

Cc👋🙋‍♀️tallon carré mihaja kely daholo.❤Pointure 36 jusqu'à 39Samia mijery izay mety aminy👠👡.mp📩 na miantso 📞0343252115
27/11/2023

Cc👋🙋‍♀️tallon carré mihaja kely daholo.❤
Pointure 36 jusqu'à 39
Samia mijery izay mety aminy👠👡.mp📩 na miantso 📞0343252115

😍coucou 👋aleo tohizantsika ihany ny promotion.🎁Rido semi-lourd indray no ataontsika promotion androany.🥳🥳Prix 320.000ar ...
08/11/2023

😍coucou 👋aleo tohizantsika ihany ny promotion.🎁
Rido semi-lourd indray no ataontsika promotion androany.🥳🥳
Prix 320.000ar fotsiny 45k. 20b***e dispo
Mp ar na 📞0343252115/0336788063

Ao ve ianareo eeee🙋‍♀️?mbola misy maromaro ny kiraro👟 ato fa tongava e🚶‍♀️🏃‍♂️.mbola maro azo hisafidianana tsara .aza t...
06/11/2023

Ao ve ianareo eeee🙋‍♀️?mbola misy maromaro ny kiraro👟 ato fa tongava e🚶‍♀️🏃‍♂️.mbola maro azo hisafidianana tsara .aza tara ary eee😊
📞 0343252115/0336788063
Marihina fe efa lany ny botte sy ny kapa.😍manksitraka antsika zay efa tonga maro be❤ dia manasa ireo zay mbla tsy tonga e🏃‍♂️🙋‍♀️.tongava maro.tsy adino koa fa mbola misy lamba

Salam e.tonga ilay niandrasana. Arrivage  kiraro  ranoray isika  rahampitso alatsinainy.marihina fa ts nisy  b***e lamba...
05/11/2023

Salam e.tonga ilay niandrasana. Arrivage kiraro ranoray isika rahampitso alatsinainy.marihina fa ts nisy b***e lamba fa kiraro daholo.ahitana kiraro
# Mêle 👟
# botte🥾
# Ballerines 🥿🩰
# kapa kapa mihaj👡
# tallon👠
Ndao ary e🏃‍♂️🛍💰ianareo sisa no endrasana fa efa vita ny déchargement.
Rendez-vous filatex fasankarana box7.mandefa am faritra koa🚎
Mp📩 na miantso ny tel📞0343252115/0336788063.

Salama e🙋‍♀️.arrivage entana manify isika rahampitso alatsinainy fa tongava maro oooooo.efa vita ny déchargement ary mis...
27/08/2023

Salama e🙋‍♀️.arrivage entana manify isika rahampitso alatsinainy fa tongava maro oooooo.efa vita ny déchargement ary misy enatana maro fa ianareo sisa no andrasan.
Afaka miditra mp na miantso ny 0343251115/0344426447/0336788063

Address

Fasankarana
Anosizato
FASANKARANA

Telephone

+261343252115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Michah fripe CAI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share