SAVA Prod Ofisialy

SAVA Prod Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SAVA Prod Ofisialy, Business Center, Antalaha.

19/05/2026
19/05/2026
13/04/2026

โ€ผ๏ธ๐—ฅ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ #๐—ต๐—ฎ๐—ท๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† #๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐˜† ๐—ถ .

Manana filoham-panjakana ny hoy izy nandritra ny fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana ny andrim-panjakana. Raha tsiahivina dia nilaza ny filohan'ny fa tsy hametraka ny sariny eny amin'ireny Biraom-panjakana ireny noho ny antony fanompoana tanindrazana fa tsy fanindrahindrana olona.

๐Ÿ“Œ Namaly ireo mitaky ny fandravana ihany koa ny tenany, izay nilaza fa azo ekena ny fahasamiafahan-kevitra, saingy kosa ny rafitra firenena dia tsy maintsy miorina amin'ny lalam-panorenana sy ny manan-kery. Noho izany tsy maintsy atao amin'ny fomba sy demokratika ary ao anatin'ny sehatra mazava toy ny fikaonan-doham-pirenena na ny , hoy hatrany ity farany.

ยฉ๏ธ Orange actu Madagascar

13/04/2026

๐Ÿ”ด ๐…๐€๐Œ๐€๐“๐’๐ˆ๐€๐๐€ ๐’๐Ž๐‹๐ˆ๐Š๐€ : ๐“๐Ž๐๐†๐€ ๐€๐Ž ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐€๐Œ๐๐Ž โ€œ๐€๐ƒ๐•๐€๐๐“๐€๐†๐„ ๐๐€๐’๐’๐ˆ๐Ž๐โ€

๐Ÿ“Tamin'ny 11 ora maraina no tazana nanakaiky ny seranantsambon'i Toamasina ny sambo โ€œAdvantage Passion''. Mitondra solika 64.500 taonina izy io, ka lasantsy ny 19.000 mยณ amin'izany.

๐Ÿ“Araka ny fampitam-baovaon'ny Vondron'ny Mpanafatra Solika ny 09 Aprily lasa teo, amin'ny 05 Mey sy 31 Mey ho avy izao indray no ho avy ny famatsiana manaraka.

Address

Antalaha

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAVA Prod Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share