15/03/2022
Miarahaba atsika rehetra ndray ny tenanay eto amin'ny KMDM😍😍😍😍!
Betsaka isika malagasy no sahirana mitady asa eto sy eroa nefa dia tsy mety mahita izay mba mahafapo. Na mahita aza anefa dia tsy mifanaraka amin'ny marimpahazana akory ny karama izay raisina isakin'ny faran'ny volana. Ny akamarohan'ny sasany aza moa dia tst mahita asa mihints.......
Misy anefa ny sehatra asa izay efa mandroso be any ivelan'ny amin'izao fotoana izao. Tsy inona izany fa ny trading. Izao dia asa izay mihehatra anin'ny fifanakalozana eo amin'ny tsena iraisam-pirenana ary azonao atao na amin fotona izay tianao anaovana azy, zany hoe asa en ligne ilay izy.
tena asa mahavelona tsara mihintsy iz io raha ohatra ka voafehy tsara...Raha misy tsy mazava dia aza misalasala mihints ny manontany aty aminay
$