03/12/2024
📶 FIBRE 'IN by YAS 📶
Fotoana izao hampidirana fibre optique ao an-trano amin'izay satria 49 000 Ar isam-bolana dia ahazoanao 100 Go amin'ny hafainganam-pandeha hatramin'ny 200 Mbps.
Misy ihany koa ny tolotra hafa :
➡Fibre Go : 250 Go -> 99.000ar
➡Fibre Family : 500Go -> 149.000ar
➡Fibre Home : 1500Go -> 249.000ar
Afaka manantona anao mivantana izahay 😊
👉 Contrat 24 mois
Maimaimpoana ihany koa ny équipement sy ny installation hatramin'ny 31 Janoary 2025 ka araraoty amin'izay.
Koa aza misalasa ary mandefa Mp raha liana na mila fanazavana fanampiny fa vonona hikarakara anao hatrany 😊☺
🆕
💚🇲🇬