02/05/2022
HO ANTSIKA ATO AMIN’NY FARITRY SOFIA: Distrikan’ i :
-Port Bergé
-Mandritsara
-Befandriana
-Analalava
-Antsohiohy
-Bealanana
-Indrindra indrindra isika eto Mampikony
Manan-janaka hanala ny fanadinana BACC 2022 ve ianao?
Isika mpiadina, candidat manomana ny fanadinana BACC 2022, manana olana ve ianao eo amin’ ny fomba fanaovanao revision?
Tsy ampy ve ny fotoananao eo amin’ ny fanaovana exercices par matières, isan-taranja na famerenan- desona koa aza?
Sambany aty amin’ ny faritry SOFIA, distrikan’i MAMPIKONY amin’ ity taona 2022 ITY no hisokatra ny COURS 3F Sans Frontières , izay manana ny foibeny ao Antananarivo.
Révision intensive générale na famerenana ankapobeny, miainga avy amin’ ny traitement des sujets types, prognostic mahakasika ny BACC izany.
Famerenana ankapobeny an’ ireo « matières de base » ho an’ ny série A-C-D.
Hifarimbona ao anatin’ izany ireo mpampianatra kalaza avy aty amin’ ny faritry sofia sy ireo missionnaires chargé de cours avy ao amin’ ny cours 3F Foibe ( ANTANANARIVO).
Mampiavaka manokana ny COURS 3f dia :
1-Tsy izay mianatra no ho afa-panadinana fa izay mahay manala fanadinana.
2-Fizarana ny fampianarana , lesona exercices sns ho an’ ireo mpiadina, candidast manerana ny nosy na ho an’ ireo izay efa mpianatra ao aminy na tsia amin’ ny alalan’ ny cours , video en ligne amin’ ny alalan’ ny page facebook
3-Telo taona nijoroany amin’ ity taona 2022 ity ny COURS 3F SANS FRONTIERES, nefa içaraha mahalala sy mahita fa mpampianatra amina grand lycée, izany hoe certifié , sortant capen, ENS, manana autorisation d’ enseigner sy matricules avokoa izy ireo.Azo porofoina izany raha to ka ilaina.
Eto am-pamaranana ary dia tsar any mampatsiahy fa mercredi 01 juin 2022 ny fidirana.
Efa misokatra ny fisoratana anarana.
Azonao antsoina amin’ ny Coordonnateur régional, responsable pédagogique eto Mampikony amin’ ny 0345991665.
Araho tsy tapaka ny « page facebook », aza hadino ny « mi j’ aime » an’ izany sy manao partage max.
Mandrapihaona indray ary tompoko