28/08/2026
RETOUR CLIENTE❤️.
Ity 'lay modèle noeud ao ambany ao, vitan'ilay cliente tsara kely ohatr'izao nanamboatra sarin'ilay🥰. Tena hoe mamikely☺️.
Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra ihany koa izahay ary vonona ny hanome fahafaham-po hatrany.