12/03/2023
π’π’π’ Me-Tafy Confection π’π’π’
β Fifaliana ho anay NY miarahaba anao TONGASOA eto amin'ny pejy π Me-Tafy Confection π .
π Izahay arakizany dia miasa manjaitra Fitafiana ho anao, ho anareo sy ho an'i zazakely ary ny ankizy π¦, tsy izany ihany fa indrindra ho an'ireo:
π° Fikambanana,
βͺ Fiangonana,
π’Orinasa,
π« Sekoly,
β² Sns ...
Mba anomezana endrika sy seho miavaka iroboroboan'ireo sehatra misy azy aby πͺ.
Koa indro ho atolotray ho anao ary ireo Fitafy izay ataonay:
π Tee-shirt (vierge),
π Polo (vierge),
π Short,
π Ensemble bΓ©bΓ©,
π Sns ...
Koa aza misalasala ary fa misokatra ho anao ny varavaranay amin'ny fiarahamiasa. Afaka atao ny mandefa hafatra miafina na miantso anay amin'ireo laharana sy adiresy ireto.
π 038 05 250 82
π© [email protected]
π± Mp