MevaSoa

MevaSoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MevaSoa, Brand, Antananarivo.

Aza adino ireto ho fikolokoloana ny hoditra indrindra amin'ny andro mafana tahak'izao💦 Misotroa rano 1.5 hatramin'ny 2 l...
01/10/2024

Aza adino ireto ho fikolokoloana ny hoditra indrindra amin'ny andro mafana tahak'izao
💦 Misotroa rano 1.5 hatramin'ny 2 litatra isan'andro : Ny fisotroana rano ampy dia zava-dehibe mba hitazonana ny hoditrao ho malefaka, mando ary mamirapiratra mandritra ny andro.
👒 Miarova tena amin’ny tara-masoandro: Mampiasà satroka mba hisorohana ny tara-masoandro mivantana sy hiarovana ny fahasalaman’ny hoditrao.

Araho ny MevaSoa au Naturelle raha mila torohevitra hafa momba ny fikolokoloana hoditra voajanahary sy ireo fomba tsotra hampitomboana ny hatsaran-tarehinao! 🌸

Coucou daholo 😊Ity misy torohevitra kely natoraly  mahasoa ny tarehintsika, indrindra @ ririnina tahak'izao 🤗👉Sauna faci...
21/07/2024

Coucou daholo 😊
Ity misy torohevitra kely natoraly mahasoa ny tarehintsika, indrindra @ ririnina tahak'izao 🤗

👉Sauna facial na bain à la vapeur na evoka 👈

👉Ireto avy ny soa entin'izany ho an'ny tarehintsika
💥 Mahasalama ny hoditra satria manala ny impuretés sy toxine
💥Manampy ny hydratation
💥Mampisokatra ny masonkoditra
💥Manala aretin'andoha koa izy ity ary manampy tsara amin'ny fikorinan'ny rà

👉Tsotra kely ny manao azy :
💦Maka rano mangotraka atao anaty baolina
💦Saromana serviette ny loha dia avela ievoka mandritra ny dimy hatramin'ny folo minitra

👉Afaka ampiana ravina toy ny menthe, romarin na koa lavande ilay rano mangotraka 🤗
Mirary soa antsika ary araho hatrany ny pejy anarahanao torohevitra natoraly 😘

Ekipa MevaSoa

Coucou tout le monde 😊
Voici un petit conseil naturel bénéfique pour notre visage, surtout en hiver comme maintenant 🤗
👉 Sauna facial ou bain de vapeur 👈

👉Voici les bienfaits de cette pratique pour notre visage :
💥 Bon pour la peau car il élimine les impuretés et les toxines
💥 Aide à l'hydratation
💥 Ouvre les pores de la peau
💥 Soulage les maux de tête et améliore la circulation sanguine

👉C’est très simple à réaliser :
💦 Faites bouillir de l'eau et mettez-la dans un bol
💦 Couvrez votre tête avec une serviette et laissez la vapeur agir sur votre visage pendant cinq à dix minutes

👉Vous pouvez ajouter des feuilles comme de la menthe, du romarin ou de la lavande dans l'eau bouillante 🤗

Bonne chance à tous et suivez notre page pour plus de conseils naturels 😘

L'équipe de MevaSoa

20/07/2024

Bienvenue sur notre page ! 🌟 Ensemble, préparons un avenir radieux avec des soins naturels et bienveillants pour votre peau. 💚

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343118452

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MevaSoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category