Shop RT : Grossiste pour Bébé et Maman On-line

Shop RT : Grossiste pour Bébé et Maman On-line Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop RT : Grossiste pour Bébé et Maman On-line, Office supplies, Ambatoroka, Antananarivo.

👉Conseil et partage pour : femme enceinte - Maman - bébé
👉Lait infantile pour bébé - couche - article pour bébé - article pour maman
👉Ouvert à toutes collaborations
👉Abonnez-vous et partagez notre publication

Noho ny vaovao miely dia samy manao vérification ny ronono tsirairay ho an'izay mampiasa ireto marque ireto sy ny numéro...
27/01/2026

Noho ny vaovao miely dia samy manao vérification ny ronono tsirairay ho an'izay mampiasa ireto marque ireto sy ny numéro de lot de la production

24/08/2025
NDAO EKENA NY FIHETSEHAM-PON’NY ZAZA FA TSY TSARAINAMitomany ny zaza , dia hoy ny ray aman-dreny sasany : « Izany dia ma...
17/08/2025

NDAO EKENA NY FIHETSEHAM-PON’NY ZAZA FA TSY TSARAINA

Mitomany ny zaza , dia hoy ny ray aman-dreny sasany : « Izany dia mampitomany anao ? Zaza kanosa ! »

Ry ray aman-dreny namana ,

Manabe zaza manana fihetseham-po sy afaka maneho ny fihetseham-pony isika . Anisan’ireo lafin’ny maha-olombelona ny fihetseham-po :
faly , tia , sorena , tafintohina , tezitra , malahelo , sns .

Herisetra ara-pihetseham-po ny fisakanana na fitsarana ny fihetseham-pon’ny zaza . Ny fanekentsika ny fihetseham-pony kosa dia fanekentsika ny maha- zava-dehibe ny zaza eo imasontsika .

Avelao ny zaza hitomany ohatra , fa ampio kosa izy hanazava ny antony , dia vahao ny olana mampitomany azy .

Izany fanekena ny fihetseham-pon’ny hafa izany koa no tokony hifampiheverantsika na dia eo amintsika samy olon-dehibe aza .

✍️Raoeliarijao
Aza adino mi s'abonner ny page
Partageo ho hitan'ny hafa

14/08/2025

Mandray contrat live boosté izahay ✅
Fanazavana fanampiny sur Mp ✅

12/08/2025

NB:REHEFA MAMPINONO TSY MISY SAKAFO FADY IZANY 😉
MIHINANA REHETRAREHATRA MBA TSY HO RERAKA🥰

Les mamans quand elles durent un peu dans la do**he 🤧Leurs enfants :
12/08/2025

Les mamans quand elles durent un peu dans la do**he

🤧Leurs enfants :

08/08/2025

🇨🇵 Oh ... Le petit est tombé, va vite le relever
🇲🇬 Nenjera rty 'lay zaza ah .. Aza misy mitodika any , aza mody jerena mintsy fa mitomany eo io 🤌

Live shopping jeudi à 10h entana bombe mora be 🥰 aiza daholo nareo 🥹🥹🥰drap, cartable, pantalon...
06/08/2025

Live shopping jeudi à 10h
entana bombe mora be 🥰
aiza daholo nareo 🥹🥹🥰
drap, cartable, pantalon...

04/08/2025

aptamil pepti junior
pour bébé allergique aux laits de vache �

inona lay zavatra tsisy dikany napipatrapatraka ny ranomasonao t@ bevohoka ? 🥹🥹😂😂PS : tsy nety nividy fotsimbary sy mofo...
04/08/2025

inona lay zavatra tsisy dikany napipatrapatraka ny ranomasonao t@ bevohoka ? 🥹🥹😂😂
PS : tsy nety nividy fotsimbary sy mofogasy i Papa dia tena 😵‍💫😵‍💫😭😭😭

laingany zany 🤣🤣
03/08/2025

laingany zany 🤣🤣

Address

Ambatoroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop RT : Grossiste pour Bébé et Maman On-line posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share