Ny firaisankinan'ny malagasy

Ny firaisankinan'ny malagasy 0347214922

J’ai atteint 100 followers ! Merci à tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans chacun d’ent...
08/03/2024

J’ai atteint 100 followers ! Merci à tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans chacun d’entre vous. 🙏🤗🎉

06/06/2022

Mirary fety sambatra ho antsika malagasy rehetra.ka ho tsatriny 26 indray mbany farantona rehetsiny mankasitsaka namaky ampanetsetena no izarako izany aminao ka miorena fa aza miala fa izany no ho marikin'ny firaisankinan'ny malagasy fampandrosona ny firenentsika

28/03/2022
28/03/2022

Mirarisoa hatrany2 fa efa miezaka ny hanao zavatra iza mampifandray 'ny malagasy ny vondrona mankasitraka

27/03/2022

Trimanadino ny fiarahana eto@tambazotrany fb .ny firaisankinan'ny malagasy .fany fiandohana dia mianga [email protected] avokoa ka mankasitraka ny malagasy iray firenena rehetra

09/03/2022

Mirarisoa sy mankasitraka antsika rehetra.izay mahita ny ntantaran'ny vondrona ny firaisankinan'ny malagasy ny tenako fa trimora ny manao zavatra ka mila fiezahana.isanandro2 ka mifankatiava sy miraisa hina ary mifanampy fa malagasy isika mba hampandrosona ny toetsaina maha malagasy ampanetretena no anovako sy izarako aminao .

19/01/2022

Ity pejy ity dia momba ny mba hanamboarana sy hamerenana ireo kolotraina izay mihapotika sy rava ny olona samy maka hoazy ka tokony hiray saina sy hifankaty ary hifanampy rehetra ny malagasy mba hoentina hampandrosoana any madagasikara mba holasa ambony kokoa ka aminalalany firaisakinantsika no mahavita izany fa tsimisy olona mahavita tena irery ka tokony samy hanova fisainana trara ny olona tsirairay ilao ireny toetsa ratry mifampialona mifanaratry izany rehetra izany no mahatonga trifandrosona eo akabobeny ka hanomboka hizara maimaimpona izany totraina tsara eto ny tenako mba hofampandrosona ny tsirairay inoko fa hiova trikelilikely miandalana eny iany ireo tongasaina ireny mpangalatra.pisoloky.sy ireo maro tsivotanisa ireny no maharava ny fifampatokisany tsirairay kanefa dia azo amboarina daholo izany rehetra izany fa izany no maholona ka tokony hahalala ny tsara sy ny ratry ary ny mety sy ny trimety inoko fa ratafaverintsika ireo kolotraintsika trirairay ireo dia holasa ambony 2 kokoa i madagasikarantsika ity satsy hanakarena toetraina miray hina @ zavatsa rehetra izay alo ny fanokafana ka mirary fasalamana ho antsika rehetra hoentintsika hiatrika ity tona vaovao ity ka miroa makany tsara mahay mifankaty sy mifanampy mba mizara fa tsy homena fona izaho sy enao omeo a de omeko enao fa izany zao no tsiampy eto @ firenentsika e?

Address

Tana6
Antananarivo

Telephone

+261347214922

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny firaisankinan'ny malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny firaisankinan'ny malagasy:

Share