Foire En Ligne

Foire En Ligne Manamora ny fifandraisan'ny mpivarotra sy mpividy

๐Ÿ”ด 3 ๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐™Š ๐˜ฟ๐™„๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™ƒ๐™„๐™๐˜ผ ๐™‘๐™Š๐™†๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ !!!Ireto avy ny tombony azonao amin'ny fampiasana Dentifrice  ๐Ÿ“Manafotsy nify mavo izy ka n...
19/08/2023

๐Ÿ”ด 3 ๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐™Š ๐˜ฟ๐™„๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™ƒ๐™„๐™๐˜ผ ๐™‘๐™Š๐™†๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ !!!

Ireto avy ny tombony azonao amin'ny fampiasana Dentifrice

๐Ÿ“Manafotsy nify mavo izy ka noho izany, afaka miverina mihomehy tsy ampisalasalana ianao rehefa miaraka amin'ny namanao, olona manodidina anao, tsy misy henatra intsony. Ary Tsy izay ihany tombony azo aminy.

๐Ÿ“ Tapitra hatreo ny aretiny nify, satria dia mahaafaka areti_nify koa ny fampiasana ity Dentifrice ity. Ary mbola misy iray hafa koa.

๐Ÿ“Afaka fofom_bava, afaka tanteraka ny ahiahinao rehefa te Hanao cรขlin, bisous ny olona akaiky ny fonao ianao sao maimbo Vava aho

โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€
๐˜ผ๐™ง๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™– ๐™ ๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ ๐™ค ๐™ข๐™—๐™– ๐™ฏ๐™–๐™ง๐™–๐™ž๐™ ๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค

Tamin'ny roa volana lasa, dia mba sendra nanana vola kely aho andehanana satria efa tena menatra loatra aho noho ny amavon'ny nifiko. Ka nakany aho hanantena mba ikarakara nify izany hoe hanao an'ilay antsoina hoe hoy isika.

Nanontaniako ny sarany, hagagana ny ahy fa na ny vola noentiko kay tsy tonga amin'ny antsasany avy. Menatra aho nijery an'ilay dentiste sy namaly azy hoe tsy ampy ny volako aty fa amin'ny manaraka miverina.

Fa hoy izy hoe tsy maninona izany, ary tsy voatery andany vola be anie hoy izy ny Manafotsy nify amin'izao e. Fa ny anay ity moa hoy izy asanay dia tsy ny rehetra no atoronay azy, fa aiza ndray moa ny vola ivelomanay hoy izy sady nitsiky izy.

โœจFa raha te hanana nify madio sy fotsy sy tsara ary salama ianao, mampiasร  hoy izy dentifrice fa io izao mba dentifrice hitako mora nefa tena efficace be. Na izaho aza mampiasa an'io...

Mampiasa indroa isanandro ianao dia Ampy ( maraina sy ariva )
Fa ny vokany dia tena mahafapo tanteraka.

Teo aho nanomboka nitady tato amin'ny Facebook iza mivarotra azy tamin'izay.
Nampiasaiko, telo andro dia efa niteny tamiko ny Sipako hoe " efa tena miha fotsy tokoa nifinao babe a " ... Tena faly be aho. Ary tsy vitan'izay fa notediaviko ihany koa aiza ny foibe ahitana azy mba izarako aminao ihany koa ilay dentifrice.

Satria tsapako loatra izany henatra tato anatiko rehefa mitsiky aho, satria mavo be ny nifiko.

Izao aho sahy mitsiky tsy mitampim_bava rehefa misy olona everiko manan_danjany be amiko eo alohako.

#๐˜พ๐™ค๐™ข๐™ข๐™–๐™ฃ๐™™๐™ž๐™ค ๐™™๐™ž๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ dentifrice_nao


โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€โ”€

๐™‹๐™ง๐™ž๐™ญ = 9 700 ๐™–๐™ง
Lieu = Tamatave // Antananarivo
Livraison Tamatave ( 1 500ar miakatra)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346851704

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foire En Ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foire En Ligne:

Share

Category