Mahatehotia.

Mahatehotia. 0345347225

‼️‼️ARARAOTY ARARAOTY FA PROMOTION BE TSY MISY HOATRAN’ITY‼️‼️📢😱😱30.000AR !! eny oa !! 30.000Ar dia mahazo casque BT ana...
16/12/2024

‼️‼️ARARAOTY ARARAOTY FA PROMOTION BE TSY MISY HOATRAN’ITY‼️‼️📢
😱😱30.000AR !! eny oa !! 30.000Ar dia mahazo casque BT anakiray sy speaker iray😱😱
Araraoty fa mandalo ny mora an !!
1️⃣Speaker TG 113
🆗Midoboka be
🆗Autonomie 4h
🆗Distance Bluetooth 10mètre
🆗Misy radio fm
🆗Afaka asiana carte
🆗Afaka asiana clé USB
🆗Tsy matahotra rano
🆗Avec cable chargeur
2️⃣Casque BT P47
🆗Azo entina mandehandeha
🆗Midoboka be, tsara feo
🆗Afaka mandray appel
🆗Afaka asiana carte
🆗Afaka asiana jack kely
🆗Autonomie : 6h
🆗Distance Bluetooth ; 10mètre
🆗Misy Radio FM
🆗Avec cable chargeur
👉Vaovao sous carton daholo
👉Alefaso ny commande sao tara
👉MP ary na antsoy ny 034 53 472 25
👉Récupération possible
👉Livraison à partir 3.000Ar
👉Afaka mandefa any amin'ny faritra

‼️‼️ARARAOTY ARARAOTY FA PROMOTION BE TSY MISY HOATRAN’ITY‼️‼️📢😱😱30.000AR !! eny oa !! 30.000Ar dia mahazo casque BT ana...
12/12/2024

‼️‼️ARARAOTY ARARAOTY FA PROMOTION BE TSY MISY HOATRAN’ITY‼️‼️📢
😱😱30.000AR !! eny oa !! 30.000Ar dia mahazo casque BT anakiray sy speaker iray😱😱

Araraoty fa mandalo ny mora an !!
1️⃣Speaker TG 113
🆗Midoboka be
🆗Autonomie 4h
🆗Distance Bluetooth 10mètre
🆗Misy radio fm
🆗Afaka asiana carte
🆗Afaka asiana clé USB
🆗Tsy matahotra rano
🆗Avec cable chargeur
2️⃣Casque BT P47
🆗Azo entina mandehandeha
🆗Midoboka be, tsara feo
🆗Afaka mandray appel
🆗Afaka asiana carte
🆗Afaka asiana jack kely
🆗Autonomie : 6h
🆗Distance Bluetooth ; 10mètre
🆗Misy Radio FM
🆗Avec cable chargeur

👉Vaovao sous carton daholo
👉Alefaso ny commande sao tara
👉MP ary na antsoy ny 034 53 472 25
👉Récupération possible
👉Livraison à partir 3.000Ar
👉Afaka mandefa any amin'ny faritra

NY VOLAFOTSY ✅IREO SOA AZO AVY AMIN'NY VOLAFOTSY✅MARO DIA MARO TOKOA NY VOKATSOA AZO AVY AMIN'NY FIRAVAHANA VOLAFOTSY. A...
29/02/2024

NY VOLAFOTSY
✅IREO SOA AZO AVY AMIN'NY VOLAFOTSY✅

MARO DIA MARO TOKOA NY VOKATSOA AZO AVY AMIN'NY FIRAVAHANA VOLAFOTSY. ANISAN'IZANY IRETO:

✅Ny volafotsy dia mifandray amin’ny herin’ny volana.Afaka mandanjalaja ny hery ao anatinao, indrindra ny vehivavy.
✅Manampy amin’ny filaminan¬tsaina (Paix intérieure) ,
✅Mampisokatra koa ny Clairevoyance .
✅Mampifadray lalina amin’ny tontolon’ny fanahy .
✅Manampy amin'ny émotions fortes (fankahalana, hatezerana, hakiviana, ...........)
✅Manadio sy misintona ny loto any anaty tsinay..
✅Miaro amin'ny fanahy ratsy ...
✅Miaro aminy rarin-tsaina tsy ho be loatra amin'ny ankapobeny
✅Manampy aminy fitsaboana ny Hepatita
✅Mitazona ny Vitamina E ,ka izany ny mahatonga ny volafotsy miaro aminy areti-maso
✅Miaro aminy aretin-koditra sy aretin'ny vanintaolana ihany koa ny volafotsy...
Ary tombony lehibe dia mora lavitra ny volafotsy raha mitaha aminy volamena...

Izay ve vao fantatrao????

Araho hatrany ny pejy.

✅✅✅VOLAFOTSY PURE✅✅✅Natao mora be daholo fa hanao destockage Efa ao amin'ny sary ny prixMandray commande foana ihany, al...
27/02/2024

✅✅✅VOLAFOTSY PURE✅✅✅
Natao mora be daholo fa hanao destockage
Efa ao amin'ny sary ny prix
Mandray commande foana ihany, alefaso mp ny modèle tianao ho avoaka
Contact: 034 53 472 25

Livraison à partir 3.000ar

VOLAFOTSY PUREMety anjaza na an'olondehibe✅10.000ar/paire✅Mp na 0345347225
20/02/2024

VOLAFOTSY PURE
Mety anjaza na an'olondehibe
✅10.000ar/paire✅
Mp na 0345347225

PROMOTION St Valentin📢📢❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❗❗❗Androany sy rahampitso ihany❗❗❗VOLAFOTSY PURE hatrany, Ilay efa nahafantaran...
13/02/2024

PROMOTION St Valentin📢📢
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
❗❗❗Androany sy rahampitso ihany❗❗❗
VOLAFOTSY PURE hatrany, Ilay efa nahafantaranareo anay hatrizay.
✅20.000ar sy 25.000ar daholo ny peratra sy kavina
✅10.000ar daholo ny pendentif
✅35.000ar daholo ny bracelet
Afaka mandray commande foana ihany koa.
Lieu de récuperation: Ambohimangakely
Contact: 034 53 472 25
Livraison à partir 3.000ar

❌❌Destockage Volafotsy Pure❌❌🔥🔥Manomboka amin'ny 15.000ar Dia mahazo🔥🔥Aza tara fa mandalo ihany ity an🕒📢✅Ny fandraisana ...
11/11/2023

❌❌Destockage Volafotsy Pure❌❌
🔥🔥Manomboka amin'ny 15.000ar Dia mahazo🔥🔥
Aza tara fa mandalo ihany ity an🕒📢
✅Ny fandraisana commande misy foana izay modèle tianao rehetra
✅Ny contact tsy miova☎️034 53 472 25
✅Efa misy lieu de récupération: Ambohimangakely Tsena

Bonjour daholo😍Ho avy ny fety zareo, ireto ny verre tena tsara qualité sady tena matevina. Misy modèle maro afaka isafid...
04/04/2023

Bonjour daholo😍
Ho avy ny fety zareo, ireto ny verre tena tsara qualité sady tena matevina. Misy modèle maro afaka isafidianana.
Vidiny tena mirary satria dia 20.000ar fotsiny ny 6 pièces nefa tena amilay top ireto verre ireto.
MADE IN PAKISTAN
Misy verre à pied koa tena tsara, coupe, carafe matevina be.
Mp pour plus de détails☺

❗❗❗PROMOTION❗❗❗Ho avy ny fety zareo an🎄✨😁Handray vahiny ve ?😅Sa mba hivorivory kely iarahana amin'ny fianakaviana ? 😀Ire...
20/12/2022

❗❗❗PROMOTION❗❗❗

Ho avy ny fety zareo an🎄✨😁
Handray vahiny ve ?😅
Sa mba hivorivory kely iarahana amin'ny fianakaviana ? 😀
Ireto misy verre mihaja tsara, maro azo isafidianana😍
Verre NOVA , amin'ilay qualité tena tsara sady matevina nefa mora tena mora📢📢📢

Verre à jus 👉20.000ar
Verre à pied 👉29.000ar
Cup sy cup.à glace 👉 25.000ar
Verre du thé 👉 23.000ar

Vitsivitsy ihany fa araraoty☺ 6 pièces daholo.
Livraison à partir 3.000ar

VOLAFOTSY PURE💍📿Aza tara fa tsy misy diso anjara na Papa na Maman na ny ankizy an😁Mandray commande foana izahay, modèle ...
10/12/2022

VOLAFOTSY PURE💍📿
Aza tara fa tsy misy diso anjara na Papa na Maman na ny ankizy an😁
Mandray commande foana izahay, modèle ihany ireto afaka isafidianana fa raha manana modèle ianao dia afaka tanterahinay☺
👉 Volafotsy pure tsy misy fangarony : tsy atahorana hiofo na hivadika mihitsy
👉 Tsara qualité, tsy atahorana ho mora simba, finition impec😉
👉 4 à 6 jours raha ela indrindra dia afaka raisinao ny commandenao
👉Vidiny dia mirary hatrany
👉 Manao livraison - Afaka mandefa amin'ny faritra ihany koa
Raha mahaliana anao ary dia alefaso dieny izao ny commande amin'ny MP na antsoy ny 034 95 414 84

ⓞⓛⓘⓥ'ⓐⓡⓣ ⓑⓘⓙⓞⓤⓧ

Saika hadinoko, araho tsy tapaka ny pejy fa hisy lalao ho ataontsika hahazahoana loka firavaka volafotsy. Mazotoa daholo😚

ARRIVAGE GOOGLE PIXEL 3XL- RAM 4- INTERNE 64- 12mpx simple capteur, Selfie 8 double led- Batterie 3430 mah- Simple Sim L...
17/10/2022

ARRIVAGE GOOGLE PIXEL 3XL

- RAM 4
- INTERNE 64
- 12mpx simple capteur, Selfie 8 double led
- Batterie 3430 mah
- Simple Sim LTE
- snap 845, Andreno 630
- Empreint Ok
- ho anao tia Maka sary io

Prix 3million 350 fmg avec accessoire

GOOGLE PIXEL 2XL   - 4GB Ram- Stockage 64 GB- Simple capteur 12mpx/selfie 8 / flash double led- Batterie 3520 mah- Procc...
17/10/2022

GOOGLE PIXEL 2XL

- 4GB Ram
- Stockage 64 GB
- Simple capteur 12mpx/selfie 8 / flash double led
- Batterie 3520 mah
- Proccesseur Snapdragon 835/ Andreno 540
- Ecran 6" OLED
- Simple Sim 2G/3G/LTE
- Empreint digital ok

=> Prix 2million 400 fmg

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345347225

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatehotia. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mahatehotia.:

Share