17/08/2026
14-15 Août 2026 😎
Famadihana tany ambatomanga ✅
Merci ny tompon ny lanonana taminy fahatokisana anay 🙏🏽
Merci ny équipe rhtr hita aminy sary 🔥
Transport
Mbola mandray réservation pour location: Sono, Lumière, Dj, Fumigène izahay ho anareo izay mbol ikarakara lanonana toin ny Mariage, Anniversaire, Forazaza, Famadihana, Baptême sns
Mp ary na ity ny numéro iantso mivantana:
0348038177/0335814177 🥰