Mastermind

Mastermind Contenu pour t’aider à progresser en marketing digital, freelancing, anglais et développement personnel appliqué. Abonne-toi!

💡 Mastermind Digital, N°1 du Marketing Digital sur Madagascar, votre meilleur allié pour vous former en marketing digital et développer votre présence en ligne rapidement et efficacement.

[Astuce pour réellement maigrir] ~ Mandoa 5000 Ar/h ao amin'izay stade izay dia tsy manao goûter fa noana kelyIzao lasa ...
17/06/2026

[Astuce pour réellement maigrir] ~ Mandoa 5000 Ar/h ao amin'izay stade izay dia tsy manao goûter fa noana kely
Izao lasa natao goûter ilay 5000 Ar fa noana be avy ni'crosse an-kalamanjàna 😭

15/06/2026

Rehefa maheno fa misokatra ny buffet 😜

Soa ihany fa manao trail fa diso tia misakafo loatra 😬

Misaotra an'i Alvine sy Jimmy Lo Line Mei nanana hevitra an'ity programme ity, Misaotra ny ekipa We Love Trail sy KVU ih...
13/06/2026

Misaotra an'i Alvine sy Jimmy Lo Line Mei nanana hevitra an'ity programme ity,
Misaotra ny ekipa We Love Trail sy KVU ihany koa indrindra ireo nanao serre-fil. Raha ny teny afovoany hitako aloha dia nankafy be daholo.
We love trail 🫶
------------
Ny KVU rythme normal moa misy isaky ny mercredi, 05h30, Départ FJKM Ambatonakanga, petit verdot. Niveau intermédiaire fort/avancé, izany hoe 1h30 ny hanaovana 11km et 650mD+, 5 montées en général.
------------

13/06/2026

Tokana ny tanjon'ny KVU: Ny mba hahitanao ny anjaram-pitiavanao na ny silam-panahinao 😜 koa tongava matetika ary 😚🤣
Rahariva ny sary 🔥🙏🏽

Izaho tsy afaka mijanona hatramin'ny farany fa hetsika karakarain'i Alvine, Rodobe Trail KVU du Samedi 13 juin 2026 avec...
11/06/2026

Izaho tsy afaka mijanona hatramin'ny farany fa hetsika karakarain'i Alvine, Rodobe Trail KVU du Samedi 13 juin 2026 avec l'équipe KVU. 👣
Cette fois-ci, plus d'excuse pour ne pas nous rejoindre parce que le KVU est un parcours en pleine ville, facilement accessible. Plus besoin de prévoir un long déplacement.
Au programme : une sortie trail alliant découverte et visite de la Haute-Ville à travers ses ruelles, ses escaliers et ses points de vue emblématiques.
Vous souhaitez découvrir le trail, faire vos premiers pas dans cette discipline, nouer des liens avec la communauté des trailers ?
Cette sortie est faite pour vous.
🌟 Débutants fortement encouragés !
📍 Rendez-vous : Jardin d'Antaninarenina (en face de l'Hôtel Le Louvre)
🕕 Heure de rendez-vous : 6h20
🏃 Départ : 6h30 précises



Misokatra ny Stade Barea saingy ohatrinona? Ny infos azoko:"Actuellement les abonnements sur la piste Tartan ne sont pas...
09/06/2026

Misokatra ny Stade Barea saingy ohatrinona? Ny infos azoko:
"Actuellement les abonnements sur la piste Tartan ne sont pas encore disponibles. Cependant l'option "journalière" est tout à fait dispo.
Nos tarifs :
- 5000 Ar/heure pour les adultes
- 2000 Ar/heure pour les collégiens, lycéens

Heure d'ouverture : 7h00 à 18h00
Du lundi au dimanche "

----
* À titre humoristique uniquement.

08/06/2026

Mandeha amin'ny alina irery?

05/06/2026

"Zany ny anay ny Kandra" Trail Version

03/06/2026

Inona ny maha samy hafa ny trail sy ny randonnée moa izany e?

Ny randonnée dia mandeha an-tongotra eny an-tendrombohitra na toerana an-kalamanjana amin’ny hafainganam-pandeha milamina. Ny tanjona matetika dia fitsangatsanganana, fialam-boly, na hankafy natiora.

Ny trail running kosa dia mihazakazaka eny amin’ireny toerana ireny. Haingana kokoa, mandreraka kokoa, ary mila endurance sy condition physique ambony kokoa.

Raha tsorina:

Randonnée = mandeha tongotra milamina
Trail running = mihazakazaka eny an-tendrombohitra sy eny an-kalamanjana

03/06/2026

Entana nafàrana/Entana tonga 🫢
IA* toujours au point pour une meilleure visualisation 🙏🏽

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mastermind posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share