Mastermind Trail

Directions Website

Mastermind Trail Ambassadeur du Trail. MIHAZAKAZAKA. FALY. SALAMA.

💡 Mastermind Digital, N°1 du Marketing Digital sur Madagascar, votre meilleur allié pour vous former en marketing digital et développer votre présence en ligne rapidement et efficacement.

Tandremo isika mpanao trail, indraindray mantsy noana be dia izay hita no hohanina
27/10/2026

Tandremo isika mpanao trail, indraindray mantsy noana be dia izay hita no hohanina

21/10/2026

Tena fan tanteraka an’ny kettlebell swing e,
08 minitra dia vonona = 03 min échauffement, avy eo 05 min eo ho eo ny exercices,
Mouvement iray dia efa mampiasa ampahany betsaka amin’ny vatana: fessiers, cuisses, ischio-jambiers, dos, core, épaules ary grip.
Ankoatra izay, mampiakatra haingana ny rythme cardiaque, manampy amin’ny puissance, explosivité, endurance musculaire, ary tena intéressant ho complément amin’ny trail.
Ary izany indrindra no antony itiavako azy: tsotra, haingana, tsy mila matériel mibahana be, ato an-trano dia vita, fa betsaka ny vokatra.
100 reps. 28 kg.

17/10/2026

Madagasikara tsy maintsy mandroso. Malahelo an'ilay téléphérique aho izany fa mba afaka nandeha nikotrana teo amin'ny stade Alarobia tamin'izany; dia miverina mandeha téléphérique ihany avy eo, tsy nisy embouteillages saingy tsy maintsy mody à 08h30 sao tara train 😄

14/10/2026

Ny olona sasany rehefa mahita mpihazakazaka manao leggings 😇 Teneno aho raha hitanao hatramin'ny farany ilay "voan'ny accidenté"

13/10/2026

Indraindray tsy ilay distance no tena sarotra.
Fa ilay sainao miteny hoe: “Andao hijanona, tsy vita intsony.”
Tamin’izay indrindra aho no nianatra zavatra iray:
Rehefa mamparary an-doha ny mieritreritra ny lalana mbola tavela,
Dia aza mijery lavitra.
Dingana iray aloha.
Avy eo dingana iray hafa.
Dia dingana iray hafa,
dia izay foana,
Vivre le moment présent... anaty ady sarotra...
Ary matetika ilay fotoana tena sarotra iny … tena mandalo ihany,
Ohatran'ny amin'ny fiainana
Ary rehefa mbola manohy ianao,
Izay vao hitanao fa tsy voatery hamita ny parcours manontolo indray mipalaka.
Dingana iray ihany aloha.
---

05/10/2026

Phobie 2.0

04/10/2026

Natahotra be aho nahita an'dry zalahy matory eny amorondalana, noheveriko fa mpamosavy mamo 🤣

30/09/2026

Deux semaines de pause et reprise éternelle, les autres sont au pic de leurs formes, dans les deux sens, alefa 🫡💪🏽

Rahariva 19h50 vidéo KVU kely avec le titre: formes graves. An'iza ireo amin'ny sary izay mahafantatra? 🔥😁
30/09/2026

Rahariva 19h50 vidéo KVU kely avec le titre: formes graves. An'iza ireo amin'ny sary izay mahafantatra? 🔥😁

27/09/2026

Rehefa mahita vidéo na sary trail isika, matetika ny paysage tsara no voalohany hitantsika.

Fa ao ambadik’iny…

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mastermind Trail posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share