30/03/2026
Eh! Oh!Andao hanao commande firavakaVolamenaEh!,150.000ar dia mahazo fiançaille fine 9k volamena garantie. Vakio hatramin ny farany fa sady fampianarana no fanoroana)
Andao hanao commande firavaka
Volamena Eh! Ianareo izay hampiakaram_bady rehetra ary eh!
Aza sodokan ny sary ny publication anay sy ny olona hafa isika fa mangataha photo réel , midira mp ary angataho izany photo réel izany vao manao commande .
Azo tanterahina tsara ireo sary ireo na dia tsy photo réel aza fa irony sary efa vita voatra t@ internet irony ireo alefanay ireo.
Sary mila gramme be daholo ireo fa tsy sary mifanaraka @ prix izay "publié" nay akory.
Ary aza voasarika @ teny @ baiboly ataonay @ publication @ page fivarotana inareo na samy kristianina aza isika, fa manatona mifampiresaka mijery asa .
Prix tena miray satria 280.000ar dia afaka mahazo 2bague fine 9k(1,2g izy 2)
420.000ar 2bague fine 16k(1,2g izy 2)
680.000ar 2bague fine 18k (1,2g izy 2)
Ny asehonay @ sary dia tsy bague fine fa sary fanehoana model izay tsy photo réel anay akory.
Volamena Garantie .
Marihina fa tsy bague fine ny amin ny sary,ary ny prix omena eto dia prix peratra manify, miditra mp raha omena sary bague fine isika, fa ny bague @ sary dia mitaky g maro, noho izany arakaraka ny gramme ny prix.
Prix par gramme g:
1g 18k 540.000ar
1g 16k 330 000ar
1g 9k 230.000ar
Ity pejy ity dia natao anehoana ny atao hoe photo alaina amin'ny internet izay mahasodoka ny olona, fa misy ny pejinay mamoaka ny sarin ny asa vitanay dia ny bijouterie D'Ambohijatovo, "Ma bague" sy l' Art de bijoux Mada, sy page 3 hafa ...izahay
Bijouterie tompona atelier Atelier ka azo hifanarahana tsara.
Ambatomainty Ambonin´ny firaisana faha5
Ny fandraisana commande dia eny @ pavillon 252 Ambohijatovo contact: 0346796965.
4 andro dia vita
Afaka andefasana ianareo photo réel fa midira mp tompoko
Contact 0383728017 raha Ambatomainty