Lait Fy

Lait Fy Les produits laitiers, n'oublions pas le plaisire

Ireto indray menu antsika amin'ny herinandro :) Sakafo matsiro, madio. Mbola disponible ihany koa tsakitsaky.Commande j-...
09/02/2022

Ireto indray menu antsika amin'ny herinandro :)
Sakafo matsiro, madio. Mbola disponible ihany koa tsakitsaky.
Commande j-1 en MP Tompoko.

Vita ny androany :)Loaka rahampitso Merlan sauce.Mp commande tompoko.
07/02/2022

Vita ny androany :)
Loaka rahampitso Merlan sauce.
Mp commande tompoko.

Salama daholo o :)Izahay dia faly manolotra anareo sakafo ara-pahasalamana, mafilotra ary no ezahina ho mora ho an'i mpi...
31/01/2022

Salama daholo o :)
Izahay dia faly manolotra anareo sakafo ara-pahasalamana, mafilotra ary no ezahina ho mora ho an'i mpianatra, mpiasa, na marary,.... :)
MP avy hatrany izay liana tompoko.

Une journée de ouff 😊Mankasitraka an ireo rehetra nanjifa 😊Mbola manasa antsika rehetra rahampitso fa ahita ireo vokatra...
12/08/2021

Une journée de ouff 😊
Mankasitraka an ireo rehetra nanjifa 😊
Mbola manasa antsika rehetra rahampitso fa ahita ireo vokatra mivantana 😊😊
Yaourt brassé, lait demi écrémé, fromage fondue, fromage râpé, crème fraîch, beurre.....
Tongava maro 😊

Miarahaba antsika rehetra 😊Manasa antsika ho avy amin'ny foire ferme am erinandro. Stand n 7Ahitana ireo vokatra lait fy...
07/08/2021

Miarahaba antsika rehetra 😊
Manasa antsika ho avy amin'ny foire ferme am erinandro. Stand n 7
Ahitana ireo vokatra lait fy rehetra.
Dégustation offert 😍

Betsaka no efa afa-po.Andramo anie fa tsara e :)Ireto avy produit disponible: - lait entier demi écrémé mety ho an ny za...
13/07/2021

Betsaka no efa afa-po.
Andramo anie fa tsara e :)
Ireto avy produit disponible:
- lait entier demi écrémé mety ho an ny zaza
- yaourt brassé à boire mety ho an zaza: 250ml et 1 litre
- fromage fondue 350g et 150g disponible
- beurre fait maison en barquette à partir de 250g
- fromage en boule: type gouda et artisanale genre Ambatomanga.
Commande +lieu + contact en Mp.
Frais de livraison à partir de 3000ar.

Amin'izao akaiky fety izaho Dia manasa antsika hanjifa ny vita malagasy 🤗🤗Betsaka no efa afa po, koa manasa antsika rehe...
22/06/2021

Amin'izao akaiky fety izaho Dia manasa antsika hanjifa ny vita malagasy 🤗🤗
Betsaka no efa afa po, koa manasa antsika rehetra 😃
Ireto avy produit misy:
- lait entier demi écrémé mety ho an ny zaza
- yaourt brassé à boire mety ho an zaza: 250ml et 1 litre
- fromage fondue 350g et 150g disponible
- beurre fait maison en barquette à partir de 250g
- fromage en boule: type gouda et artisanale genre Ambatomanga.
Commande +lieu + contact en Mp.
Frais de livraison à partir de 3000ar.

Miarahaba antsika rehetra tompoko :)Izahay dia mivarotra ny vokatra rehetra vita amin'ny ronono:-Ronono 1 litre tsy mita...
14/06/2021

Miarahaba antsika rehetra tompoko :)
Izahay dia mivarotra ny vokatra rehetra vita amin'ny ronono:
-Ronono 1 litre tsy mitapoka : 3000ar
-Beurre vita gasy 250g: 7500ar
-Fromage fondue 1 barquette: 15 000ar
-yaourt en pot: 600ar (feno tsara)
- Yaourt brassé en litre (à boire)
- Fromage boule à partir de 3 500ar dia mahazo.

Ao amin'ny MP commande tompoko, livraison possible.

Miarahaba antsika rehetra :)Mpanao vente en ligne ve ianao?Te hampitombo vente ve ianao?Tsy maharaka ve ianao amin'ny mp...
02/12/2020

Miarahaba antsika rehetra :)
Mpanao vente en ligne ve ianao?
Te hampitombo vente ve ianao?
Tsy maharaka ve ianao amin'ny mp sy commetaire koa dia mitaraina client?

Izahay no solution ho anao!!! :), manalotra ho anao hanamora kokoa ny asanao ireto tolotra ireto izahay:

1- Tolotra total: boost page, mamaly mp et commentaires ho an'ireo clients, manao mise à jour journalier commande izay validenao, manao livraison client journalier, ary manome rapport de vente journalier ho anao izahay.
2- Tolotra partiel: Boos page ou mamaly mp fotsiny ou service de livraison no atolotray ho anao.

Azo antoka tsara "service rapide, et efficace"

Aza misalasala ary miditra mp raha mila fanazavana fanampiny ianao.
Ho avy ny fety alamino dieny zao ny asanao.

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Telephone

+261343348727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lait Fy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lait Fy:

Share