29/08/2026
๐ข NOUVEL ARRIVAGE : ๐๐ค๐ง๐ฉ๐๐ก ๐1 ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ ๐ฝ๐ค๐ญ ๐๐ฅKit TV BOX Android 14.0 ๐ mamadika ny TV tsotra ho lasa SMART TV avy hatrany.
๐Tsara kokoa noho ireo TV BOX namidinay hatramin'izay ity ๐. Lafolafo kokoa ny vidiny [145.000 Ariary] fa tena tsara lavitra noho ilay 120.000ariary taloha iny ny kalitaony โจ.
โ
Extensible carte mรฉmoire microSD ity modรจle vaovao ity. Afaka mamaky Flashdisk USB ihany koa izy. Izany hoe sady vahaolana ho an'ireo TV simba port USB ๐
โ
Option AIRSCREEN hahafahana mampifandray ny telephone sy ny TV ka mipotra avy hatrany eny @ TV izay eo an'ny telephone. TSY MILA ANYCAST na cรขble hafa intsony โ.
โ
Wifi DUAL BAND mahita 5G sy 2,4G
โ
Misy port RJ45 raha te hampiasa cable ethernet. Ary afaka manao partage Wifi izy avy eo.
โ
Efa misy bluetooth. Afaka connecter'nao @ appareils bluetooth (clavier, souris sans fil, speaker bt,...).
โ
Configuration anaty paramรจtre: 8G de RAM, 128G de ROM (fa 16G eo no rรฉelle : tena mahazaka apk betsaka be)
โ
Efa misy Youtube sy PlayStore. Afaka itelecharger'nao NETFLIX, PrimeVideo,.... sy apk maro hafa ao @ Play Store.
Afaka anaovana Facebook, Instagram, jeux maro isan-karazany.
๐Afaka tonga dia itelecharger'nay apk rehefa hividy ianao ๐
โ
Resolution 4K UltraHD
โ
Android 14.0 : Fluide tsara
โ
Mety @ รฉcran rehetra misy port HDMI, na TV na moniteur. Na TV bevody taloha ireny koa ary dia mampiasa convertisseur HDMI to RCA (25.000 Ariary) dia afaka mampiasa azy ๐. Na efa Smart ihany koa ary ny TV anao fa tsy mahafapo anao ohatra ny fluiditรฉny na ny resolution na ny stockageny dia afaka mampiasa ity TV BOX ity ianao ๐
โ
Plug & play : atsofoka eo amin'ny HDMI an'ny TV fotsiny izy dia mivadika SMART avy hatrany ny TV. Tena mora ampiasaina.
โ
Efa miaraka @ cรขble HDMI, alimentation, tรฉlรฉcommande sy manuel d'utilisation
โ
Vaovao mbola scellรฉ tsara mihitsy ๐ afaka mitest ety an-tsena.
๐ฅPRIX PROMO amin'izao voalohany izao: 145.000 Ariary (miakatra ho 150.000ariary @ arrivage manaraka ๐)
๐Pratique kokoa raha ilay mini Clavier & souris 2en1 sans fil 35.000 Ariary no ampiasaina aminy. Atsofoka fotsiny ny dongle USB dia afaka mampiasa clavier ianao. Tsotra sy tsy mandany fotoana mitsipona lettre tsirairay rehefa manao recherche๐.
๐ฅCOMBO kit TV BOX + mini clavier 2en1 : 170.000 Ariary au lieu de 180.000 Ariaryโ
๐ฅMbola misy fihenam-bidy ho an'ireo izay maka maro, ho an'izay mbola hivarotra. Entana tena mandeha izy ity amin'izao fiakaran'ny Canal+ izao ๐.
โโVitsivitsy ihany nefa ny stock ka sao tara
๐ Boutique Tsikiniaina Shop :akaikin'ny station TOTAL Ankadindramamy, vao miditra ny sampanana mankany Ankerana.
(Lundi au Vendredi : 8h ร 16h / Samedi : 8h ร 12h)
๐ดโโ๏ธ Afaka manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra ihany koa
๐Contact: 034 55 827 48 / 034 95 593 83
032 29 895 56 / 033 01 723 69