Class MADA

Class MADA Henintsoa RAKOTOARIVONJY -Créatrice de contenu digital — food, beauté, soins , bien-être , lifestyle,bon plan. Partage au quotidien + astuces pratiques.

Collaboration/ placement de produit
WhatsApp/téléphone : 0322704550

🌸LUXE be otrizao ny tranondrii cuisine andrii mahazo anito fitoeram-bilia inoxydable tsy mohofo ito🥰🥰😊ataovy ny JP fa vi...
06/09/2026

🌸LUXE be otrizao ny tranondrii cuisine andrii mahazo anito fitoeram-bilia inoxydable tsy mohofo ito🥰🥰

😊ataovy ny JP fa vitsy kely fotsiny no tonga

Commercial 0385912673

🌸🌸PHOTO RÉEL-RICE COOKER DOUBLE et MULTIFUNCTION Vary ny ilany dia loka ny ilany🥰🥰, matanjaka tsara, raims dia masaka ny...
06/09/2026

🌸🌸PHOTO RÉEL-RICE COOKER DOUBLE et MULTIFUNCTION

Vary ny ilany dia loka ny ilany🥰🥰, matanjaka tsara, raims dia masaka ny sakafo😊😊

❌❌4 pièces sisa dispo dia tapitra miakatra ny soratra🥹, araroty aki ah

✅Commercial :0385912673

Faratapony trop ny qualité 😋😋Manenina izay tsy mahazo amin’ity arrivage ity🥰🥰🥰Tena babo trop ah😋😋Commercial 0385912673
06/09/2026

Faratapony trop ny qualité 😋😋

Manenina izay tsy mahazo amin’ity arrivage ity🥰🥰🥰

Tena babo trop ah😋😋

Commercial 0385912673

Bonne dimanche 🥰🥰, efa dispo ihany koa ny amin’ito ah😋😋,65000ar les deux 🌸Couleur:rouge, bleugris,noir,beige,rougeblan⛔️...
06/09/2026

Bonne dimanche 🥰🥰, efa dispo ihany koa ny amin’ito ah😋😋,65000ar les deux

🌸Couleur:rouge, bleugris,noir,beige,rougeblan

⛔️commercial :0385912673

Machine à coude 12 point 🧵 😋😋Tinareo ve asitsika demosy kely ity machine be ity😊😊, ohatra oe anjaitra patalo kely 🥰🥰Za t...
05/09/2026

Machine à coude 12 point 🧵 😋😋

Tinareo ve asitsika demosy kely ity machine be ity😊😊, ohatra oe anjaitra patalo kely 🥰🥰

Za tsy mahay manjaitra fa ity kosa mino aho fa mora ahaizana kely eh🥰🥰

Ianareo anie tena mahazo tombiny be mihitsy manana anah eh, manao teste réel ny etanareo🥰🥰,

⛔️Commercial :0385912673

🌸LUXE be otrizao ny tranondrii cuisine andrii mahazo anito fitoeram-bilia inoxydable tsy mohofo ito🥰🥰😊ataovy ny JP
05/09/2026

🌸LUXE be otrizao ny tranondrii cuisine andrii mahazo anito fitoeram-bilia inoxydable tsy mohofo ito🥰🥰

😊ataovy ny JP

Photo réel svp🫣🫣🫣, efa io izy io Misy noir sy blanc 🥰🥰Tsara loatra zareo ah😋😋😋
05/09/2026

Photo réel svp🫣🫣🫣, efa io izy io

Misy noir sy blanc 🥰🥰

Tsara loatra zareo ah😋😋😋

Misy couleur blanc ihany koa ah🥰🥰, Averiko ihany oe : INOXYDABLE TSY MIOFOLivraison lundi indray ho an’izay tsy nahazo a...
05/09/2026

Misy couleur blanc ihany koa ah🥰🥰,

Averiko ihany oe : INOXYDABLE TSY MIOFO

Livraison lundi indray ho an’izay tsy nahazo androany🥰🥰

🌸🌸Rice  cooker 2en1 ,multifonctions 🌸🌸Aiza indray no ahita🫢, 2L ny ilany dia 2L ny ilany , sady masaka izany vary no mas...
05/09/2026

🌸🌸Rice cooker 2en1 ,multifonctions 🌸🌸

Aiza indray no ahita🫢, 2L ny ilany dia 2L ny ilany , sady masaka izany vary no masaka ny laoka🥰🥰

Mety andrahona vary, pate, anendasana ,izay zavatra tianao androana mety daholo

⛔️900W matanjaka tsara

✅Tsy mapiraikitra
✅rapide be dia masaka ny sakafo
✅mateza sy maharitra

⛔️Commercial :0385912673

♥️♥️ARRIVAGE ♥️♥️FITOERANA VLY ilay misy fasina verre😋😋⛔️Inoxydable tsy miofo mandrakizay( vitsy kely ny stocks , alefas...
05/09/2026

♥️♥️ARRIVAGE ♥️♥️FITOERANA VLY ilay misy fasina verre😋😋

⛔️Inoxydable tsy miofo mandrakizay
( vitsy kely ny stocks , alefaso ny JP)

❌Commercial :0385912673

Address

Tana
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Class MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share