Tia Sakafo

Tia Sakafo Nos recettes et nos savoir faire, notre passion nous les partageons avec vous à cœur ouvert

Mirary SOA ireo RENY rehetra 🌹❤️
26/05/2024

Mirary SOA ireo RENY rehetra 🌹❤️

Sary maneho tsiron-tsakafo tena tsara ✅💯👌🤤🤤Bon week end 🥰
11/05/2024

Sary maneho tsiron-tsakafo tena tsara ✅💯👌🤤🤤
Bon week end 🥰

Inona tokoa mo zany no manakana antsika tsy hiketrika varotra glace en GOBELET toy izao? 🤔Eto amitsika eto Mcar na ampiv...
20/02/2024

Inona tokoa mo zany no manakana antsika tsy hiketrika varotra glace en GOBELET toy izao? 🤔Eto amitsika eto Mcar na ampivoan-tany na province misy lava sy maharitra ny andro mafana, Na ririnina aza ny ampivoan-tany mivadika misy masoandro fona ra mbola ataondro io andro io. Donc ketrika sy sera GLACE mety fona ra mbola eto Madagascar 🇲🇬💥😎😎
Mila mahay secret kely fotsiny ampianarinay h@ fomba hamarotanao azy aingana 😎.
En ligne 20.000ar
Mivantana 40.000ar
Contact : 0346547961

Joyeux St Valentin ☺️💝❤️❤️
14/02/2024

Joyeux St Valentin ☺️💝❤️❤️

06/02/2024

Manambotra paty d manao soupe Zao tena mety amizao orana izao 🤤🥰
Sa aona hoy ianareo?

Investissement tsara B tsy hanenenanao 🤑🤑🤑Paty anaovanao SOUPE na MINE-SAO, Paty CACAPIGEON, NEM,SAMBOS sns...le amboari...
05/02/2024

Investissement tsara B tsy hanenenanao 🤑🤑🤑Paty anaovanao SOUPE na MINE-SAO, Paty CACAPIGEON, NEM,SAMBOS sns...le amboarina @ machine à pâte professionnelle eto! ☺️🤩

Maro ianareo any @ faritra no Liana @ machine à pâte professionnelle. Miala aty Tanà rapitso leizy mankasitraka ♥️. Iza ...
04/02/2024

Maro ianareo any @ faritra no Liana @ machine à pâte professionnelle. Miala aty Tanà rapitso leizy mankasitraka ♥️. Iza iany KO no anaovana nareo any @ faritra o!

Hey! PÂTE ho an'ny Mine-sao sy SOUPE, PÂTE sambos, PÂTE cacapigeon,sns...afaka atao daolo @  ny machine à pâte professio...
02/02/2024

Hey! PÂTE ho an'ny Mine-sao sy SOUPE, PÂTE sambos, PÂTE cacapigeon,sns...afaka atao daolo @ ny machine à pâte professionnelle antsika an! 155.000ar

Salama o! ☺️👋 Efa Misehatra @ fanamborana PATY ve enao sa vao maniry hisehatra  momba ny PATY? Mivarotra ity machine à p...
31/01/2024

Salama o! ☺️👋 Efa Misehatra @ fanamborana PATY ve enao sa vao maniry hisehatra momba ny PATY? Mivarotra ity machine à pâte professionnelle ity izahay ary afaka mampianatra à domicile ho antsika zay liana ny amizany. Ketrika anisany mora ahazona tombony izy ity ra resaka sakafo an! 🤑🤑💥💥

👉PATY tsara kalitao afaka anaovanao SOUPE sy MINE SAO isakarazany tena mety na ho anao mpanao hotely na ho anao Zay mbola ivarotra na ihany koa oe ianao ihany no manao ny pâte ao atrano tsy mividy lafo any ivelany tsony no sady kalitao azonao antoka tsara👈

👉Prix machine: 155.000 ar monja afaka mandefa any @ faritra rehetra.
👉Machine + fampianarana PATY: 170.000AR Sady mahazo MACHINE PROFESSIONNELLE ianao no mahay fanovana PATY tsara kalitao avy hatrany. Livraison machine à domicile+ ATELIER à domicile manomboka ny:
💥 Alatsinainy 5Février ho avy zao ny fampianarana💥

Contact: 034 19 090 35

Salama o! ☺️👋 Efa Misehatra @ fanamborana PATY ve enao sa vao maniry hisehatra  momba ny PATY? Mivarotra ity machine à p...
31/01/2024

Salama o! ☺️👋 Efa Misehatra @ fanamborana PATY ve enao sa vao maniry hisehatra momba ny PATY? Mivarotra ity machine à pâte professionnelle ity izahay ary afaka mampianatra à domicile ho antsika zay liana ny amizany. Ketrika anisany mora ahazona tombony izy ity ra resaka sakafo an! 🤑🤑💥💥
👉PATY tsara kalitao afaka anaovanao SOUPE sy MINE SAO isakarazany tena mety na ho anao mpanao hotely na ho anao Zay mbola ivarotra👈
👉Prix machine: 155.000 ar monja afaka mandefa any @ faritra rehetra.
👉Machine + fampianarana PATY: 170.000AR Sady mahazo MACHINE PROFESSIONNELLE ianao no mahay fanovana PATY tsara kalitao avy hatrany. Livraison machine à domicile+ ATELIER à domicile manomboka ny alatsinainy 5Février ho avy zao ny fampianarana.
Contact: 034 19 090 35

Ho antsika fikambanana isakarazany izahay d manao tolotra manokana ho anareo mikasa hitady vola amizao fety izao OPÉRATI...
22/11/2023

Ho antsika fikambanana isakarazany izahay d manao tolotra manokana ho anareo mikasa hitady vola amizao fety izao OPÉRATION SPECIALE BÛCHE DE NOËL 2023 @ sarany 15.000ar monja mbola afaka ahazonao tombony tsara 🤩💯. Afaka miditra mp na miantso avy hatrany ny 0346547961 ra mahaliana anao

Mbola misy toerana malalaka @ 26-27Aout izao a!
18/08/2023

Mbola misy toerana malalaka @ 26-27Aout izao a!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346547961

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tia Sakafo:

Share