Mi'EL Pur

Mi'EL Pur Mizara ny mamy indrinda ho anao amin'ny alalan'ny fivarotana tantely pur Art de l'Empreinte

Ataovy milay amin'izay ny Rhum arrangé miaraka amin'ny Tantely pur
29/01/2026

Ataovy milay amin'izay ny Rhum arrangé miaraka amin'ny Tantely pur


08/06/2025

Joyeuse fête de la Pentecôte à tous.

25/05/2025

Miarahaba ny reny rehetra @ fetin'ny reny izao. Mirary soa sy fahombiazana ho an'ny reny rehetra

14/09/2024

" Tsy mena-mivadika toy ny andro ririnina ", manaova ihany akanjo mafana raha hividy tantely ato aminay a. Misokatra foana izahay.

08/03/2024

Faly miarahaba ny vehivavy rehetrra amin'izao andron'ny vehivavy izao. Mirary soa e

15/12/2021

Indro ny laharana ahazoana anay mba hahamora ny fitadiavanareo anay.

Contact : 032 84 076 45

Mi'EL Pur dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra sahady.

02/06/2021

Ataovy miavaka ny fetin'ny Ray amin'ity taona ity.

Miomana dia ny izao ary. Aza misahirana mitady tantely pur hafa intsony. Ato aminay sady tsy misy faikany no mety tsara @ sakafo rehetra, indrindra raha hanao rhum arrangé hamalifaliana an'i dada raha misotro kely izy.

Manao livraison izahay
032 84 076 45

Address

Alasora
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:30 - 12:15
Tuesday 08:30 - 12:15
Wednesday 08:30 - 12:15
Thursday 08:30 - 12:15
14:00 - 17:00
Friday 08:30 - 12:15
14:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:15

Telephone

+261348460046

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'EL Pur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi'EL Pur:

Share