18/07/2023
🌞🌞Tsinjo Soa dia tolotra iray manome toeram-pivoahana madio sy mendrika ho any tokontrano Malagasy. Mora ampisaina ary tena manala fahasahiranana ny tokantrano maro. 🚽🚽
Hatsaharo hatreo ny fanariana maloto anaty tatatra sy lakan-drano, efa eto ny orinasa LOOWATT Madagascar hanolotra kabone tsy mila mandavaka, maoderina, tsy misy fofona ary tena manaraka fenitra ara-pahasalamana.
Toerana ilaina dia eo amin’ny 1,20 m x 1,30 m ary izahay no miandraikitra azy manomboka any @ fananganana ny trano ka hatramin’ny fanalana ny maloto isan-kerinandro.
Koa aza misalasala ary Koa aza misalasala intsony manantona amin'ny MP na antsoy ny laharana finday 03348 06541 na 034 44 477 70 raha mila fanazavana fanampiny.
Miantomboka eo aminao sy ny tokontranonao ny fahadiovana ny tanana sy ny fiarovana tontolo iainana.
Ndao iaraka aminay hitondra fiovana sy fantsarana ho any tananantsika .