Nisì Mpitsabo Mpanotra

Nisì Mpitsabo Mpanotra Mitsabo ny aretina réhetra @ alalan'ny otra sy fampiasana vokatra natoraly
0343068745

Faly Miarahaba antsika rehetra  Nisì Mpitsabo Mpanotra izay mitsabo ny aretina @ alan'ny otra sy fampiasana vokatra nato...
09/07/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra Nisì Mpitsabo Mpanotra izay mitsabo ny aretina @ alan'ny otra sy fampiasana vokatra natoraly (100% produits naturels ,0%produits chimiques ) , Mitsabo ny : prostate , ny diabète ,ny nerf sciatique , ny rhumatismes , ny fivontosana rehetra na aiza na aiza , ny fery tsy mety sintrana ,ny cancer , ny goûte ,ny aretin-tratra( koha -dava reny ) , ny malemy ,ny folaka ,ny tapaka , ny marenina ( na manana olana @ sofina ) , Mitsabo ny mpivady maniry té hanan-janaka ihany koa , mitsabo ny vehivavy manana fahasahiranana @ fitondrana vohoka , ny impuissant ihany koa .Aza misalasala miantso fa vonona hanome ny so sy ny tsara ho anao izahay
Tel:0343068745
Marihina fa sur rendez-vous avokoa ny fitsaboana nohon'ny amehana ara-pahasalamana , Mankasitraka

06/05/2025
Faly Miarahaba antsika rehetra indray Mme Nisì mpitsabo mpanotra,izahay dia mitsabo ny aretina rehetra@ alalan'ny otra s...
17/03/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra indray Mme Nisì mpitsabo mpanotra,izahay dia mitsabo ny aretina rehetra@ alalan'ny otra sy fampiasana zava-maniry natoraly 100%,0%produits chimiques.Mitsabo ny aretina toy ny tension ,ny areti-lamosina(nerf sciatique),ny hémorroïdes,ny diabète,ny aretin-tratra rehetra(koha-dava reny),ny vehivavy tsy miteraka ,ny lehilahy impuissant ,ny aretina taovam-pananahana na lahy na vavy ny vehivavy manana olana avy niteraka ny areti- lefa-kozatra rehetra (na tapaka lalan-drà, A.V. C)aza misalasala miantso fa efa betsaka ireo nahita so . Mankasitraka tompoko
Tel:0343068745

Address

Fiadanana
Antananarivo

Telephone

+261343068745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nisì Mpitsabo Mpanotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share