25/08/2026
👋Ianao koa ve efa sendra ilay mandafo billet tany am-pianarana na tanaty fikambanana?
😢Misy amin'izy ireny tsy lafo dia ianao ihany no manefa azy.
👌Anio, tanora maromaro no mety hiaina izany indray, fa afaka manohana izany isika.
👉Ny Mpianatra avy ao amin'ny ESSA dia manomana Voyage d'études Grand Sud, mivarotra "Bloc Note" izy ireo amin'ny vidiny 20 000 Ariary
👌Tsy fitsangatsanganana no ho ataony amin'izany fa
💞Noho ny fandraisana anjara avy aminao dia ireto no ho azony sy ho azonao:
🍀Ho anao :
✅Mandray anjara amin'ny fiovam-piainana tanora
✅Afaka manakatra ny tanjony ny tanora noho ianao
🍀Ho an'izy ireo
✅Hahita orinasa mivantana sy hahazo traikefa
✅Hahita ny zava-misy ifotony fa tsy boky fotsiny
✅Hampita fahalalana ho an'olona marobe izy ireo ao aoriana
🌹Isaky ny bloc note iray lafo dia efa dingana hahatratrarany tanjona, ary efa fanohananao sahady.
🌷Ankasitrahana eram-po, eran-tsaina ny fandraisanao anjara, eny na dia partage fotsiny ihany aza.