30/05/2023
Miomana ary ianao fa misy FORMATION SAVONY isaky ny SABOTSY amin'ity volana ity.
Afaka mamorona asa ho anao ,ilaina ao antokatrano izy ity ka aza misalasala intsony ary tompoko.
Ianaranao ny fanaovana savony vaingany ary ihany koa ny ranony:
- Savon de Menage
- Savon de Toilette
- Savon de beauté
- Liquide vaisselle
- Lave vitre
- Gel hydroalcolique
Misy Bonus ho anao aty toy ny vinaigre 6°, shampoing
aza tara ary manoratra anarana ao amin'ny hafatra miafina na miantso ny laharana 0329869231 / 0341090026
Toerana Faliarivo Ambanidia
ora fidirana 8 ora sy sasany
Firavana: rehefa voafehinao sy hainao
Fampianarana tsotra sy mora ahaizana satria dia ianao mihitsy no manao ny pratique
Sarany mora 30000 ariary
Zavatra ilaina : taratasy sy stylo fa efa misy boky omena anao aty
izahay no miantoka ny fitaovana rehetra
Izay mahay asa tanana tompoko tsy mba very mandeha.