19/12/2022
TERRAINS A VENDRE:
- Ambodiefajoro: 2ha, 2ème plan, 120 000ar/m2, morcelable, papier en règle
- Vontovorona : 9ha, 40 000ar/m2, morcelable, papier en règle
- Imeritsiantosika : 2ha, 4000ar/m2, morcelable, papier en règle.
✓ Ho anareo izay manana tany na trano AMIDY, na koa ianareo izay MITADY tany na trano ho vidiana, dia aza misalasala manatona anay fa afaka manampy anareo izahay
✓ Izahay ihany koa Dia manao service fanamboarana trano Simba na trano vao hatsangana ho anareo izay mila izany
✓ Ho anareo any an-tany lavitra na any ivelany, ka manana trano tianareo ho karakaraina eto dia afaka manampy anareo izahay (service gestion de patrimoine)
Mp ou 034 80 267 00