Jirama

Jirama Jiro sy Rano Malagasy.

๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ โ„•๐• ๐”ฝ๐•†๐•‹๐•†๐”ปโ„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•‹โ„๐”ธ๐•Š๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•†, ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐•Š๐• โ„•๐• ๐”ฝ๐•€๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ผโ„•๐• ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• ๐•†โ„•๐•€๐•๐”ผโ„๐•Š๐•€๐•‹๐”ผโ„•โ€™๐”ธโ„•๐•‹๐•Š๐•€โ„๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ธ๐Ÿ—“๏ธ06 แดŠแด€ษดแดแด€ส€y 2026: แด€ษด...
07/01/2026

๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ โ„•๐• ๐”ฝ๐•†๐•‹๐•†๐”ปโ„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•‹โ„๐”ธ๐•Š๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•†, ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐•Š๐• โ„•๐• ๐”ฝ๐•€๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ผโ„•๐• ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• ๐•†โ„•๐•€๐•๐”ผโ„๐•Š๐•€๐•‹๐”ผโ„•โ€™๐”ธโ„•๐•‹๐•Š๐•€โ„๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ธ
๐Ÿ—“๏ธ06 แดŠแด€ษดแดแด€ส€y 2026: แด€ษดแด›๊œฑษชส€แด€ษดแด€ษดแด€, ๊œฐแด€ส€ษชแด›ส€แด€ แด…ษชแด€ษดแด€ โ€“
๐Ÿ’ฆ Araka ny fampanantenana nataonโ€™ny filoha taminโ€™ireo mpianatra ao aminโ€™ny oniversitenโ€™Antsiranana dia nanolotra ๊œฐแดส€แด€ษขแด‡ nohavaozina izay ahitana paompy fantsakana rano sy siniben-drano iray manana hadiry 10m3 ary fitaovana fanadiovana maro toy ny borety, kofafa, fandraofam-pako,โ€ฆ ny ๐‘ญ๐’Š๐’๐’๐’‰๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘น๐’†๐’‘๐’๐’ƒ๐’๐’Š๐’Œ๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’…๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚, ๐’๐’š ๐‘ฒ๐’๐’๐’๐’๐’†๐’๐’š ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’„๐’‰๐’‚รซ๐’ ๐’”๐’š ๐‘น๐’‚๐’Ž๐’‚๐’•๐’๐’‚ ๐’—๐’‚๐’…๐’Š๐’๐’š, notronin-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana ๐‘ซ๐’“ ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฌ๐’๐’Š๐’‚ sy ireo mpikambana ao aminโ€™ny governemanta vitsivitsy.
๐Ÿ’ฆ Voavaha araka izany ny olana famatsian-drano izay iainanโ€™ireo mpianatra eny aminโ€™ny oniversite. Ao anatinโ€™ny fanatsarana ny fepetra iainanโ€™ny mpianatra ihany koa, dia manatanteraka tetikasa maromaro eny aminโ€™ny Oniversitenโ€™Antsiranana ihany koa ny MEAH.
๐Ÿ’ฆ Anisanโ€™izany ny ๊œฐแด€ษดแดส€แด‡ษดแด€ษดแด€ แด›ส€แด€ษดแด ๊œฐษชแด…ษชแดแด แด€ษดแด€ แด แด€แดแด แด€o vatsiana rano aminโ€™ny alalanโ€™ny forage.
Haverina sy hatsaraina ihany koa ny แด›ส€แด€ษดแด ๊œฐษชแด…ษชแดแด แด€ษดแด€ แด…ษชแดy (05) eny aminโ€™ny trano fianarana, hanamafisana ny fahadiovana sy ny fahasalamanโ€™ny mpianatra.
๐Ÿ’ฆ Etsy ankilany, manao asa fanamboarana ๊œฐแดส€แด€ษขแด‡ แดษชษช๊œฑแด€ ส€แดแด€ (02) ny MEAH, miaraka aminโ€™ny paompy mandeha aminโ€™ny herinโ€™ny masoandro, sy ยซ unitรฉ de traitement ยป, izay ho sitrahanโ€™ireo mpianatra manodidina ny 4ฬทฬท0ฬท0ฬท0ฬท sy hamatsiana rano ireo trano fidiovana.

๐”ฝ๐•€๐•๐”ผโ„๐”ผโ„•๐”ธ ๐•๐”ธโ„๐”ธ๐•†๐•ƒ๐”ธโ„•๐”ธ ๐•„๐”ธโ„๐”ธ๐•‚๐”ธ๐•Š๐•€๐•‚๐”ธ โ„•๐• โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ธ๐•† ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• ๐”ป๐•€๐•Š๐•‹โ„๐•€๐•‚๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•„๐”ธโ„๐•†๐•๐•†๐”ธ๐• ๐Ÿ”น Nandritra ny fihaonanโ€™ny Mpikambana eo aminโ€™ny ...
31/12/2025

๐”ฝ๐•€๐•๐”ผโ„๐”ผโ„•๐”ธ ๐•๐”ธโ„๐”ธ๐•†๐•ƒ๐”ธโ„•๐”ธ ๐•„๐”ธโ„๐”ธ๐•‚๐”ธ๐•Š๐•€๐•‚๐”ธ โ„•๐• โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ธ๐•† ๐”ธ๐•„๐•€โ„•โ€™โ„•๐• ๐”ป๐•€๐•Š๐•‹โ„๐•€๐•‚๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•„๐”ธโ„๐•†๐•๐•†๐”ธ๐•

๐Ÿ”น Nandritra ny fihaonanโ€™ny Mpikambana eo aminโ€™ny Governemanta sy ireo Solombavambahoaka tao Tsimbazaza farany teo, dia nanao antso avo ny Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™ny Marovoay ny hijerena akaiky ny olanโ€™ny famatsian-drano fisotro madio izay tena mampijaly ny vahoaka ao an-toerana.
๐Ÿ”นAraka izany dia nijery akaiky ny zava-misy ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana ๐‘ซ๐’“ ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฌ๐’๐’Š๐’‚, sy ireo mpanara-dia azy, ahafahana mijery ireo vahaolana maika.
๐Ÿ”นNatomboka taminโ€™ny ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ sy ny ยซ ๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ยป tao ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ izay efa tsy afaka miasa intsony ka mahatonga ny tsy fisian-drano ao, ny dia.
๐Ÿ”นNojerena ihany koa ny "๊œฑแด›แด€แด›ษชแดษด แด…แด‡ แดฉแดแดแดฉแด€ษขแด‡" ao แด€ษดแด›แดแด‹แดแดแด€แดy sy ny siniben-drano ao แด›๊œฑแด€ส€แด€ส€ษชแด แดแด›ส€แด€, ary ireo fitaovana sy ireo fantsona izay mahatonga ny olana famatsiana rano sy ny fahadiovanโ€™ny rano ao Marovoay.
๐Ÿ”นMisy sahady ny vahaolana vonjimaika naroso ho fanarenana haingana ny fotodrafitrasa, dia ny ๊œฐแด€ษดแดสŸแดแด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด ๊œฐแด€ษดแด›๊œฑแดษดแด€ ๊œฑษชแดส™แด€ ๊œฑy แด›๊œฑแด‡ษดแด›๊œฑษชษดแด€ ษชแดขแด€y แดษชส€แด‡๊œฐy 06แด‹แด. Ny vahaolana lavitrezaka napetraka kosa dia ny ๊œฐแด€ษดแด€ษดษขแด€ษดแด€ษดแด€ ๊œฐแดส€แด€ษขแด‡ ๊œฑy แดแดœแด ส€แด€ษขแด‡ แด…แด‡ แด›ส€แด€ษชแด›แด‡แดแด‡ษดแด› แด แด€แดแด แด€แด แด€ส€y ษดy ๊œฐแด€ษดแด€ส€แด‡ษดแด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด "แดแดœแด ส€แด€ษขแด‡๊œฑ" ๊œฑษชแดส™แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€.
๐Ÿ”นIzany rehetra izany dia ezaka ataonโ€™ny MEAH mba hampitomboana hatrany ny tahanโ€™ny fisitrahana rano fisotro madio ho an'ny vahoaka Malagasy.



๐”ฝ๐”ธโ„•๐•†๐•ƒ๐•†โ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ฝ๐•†๐•‹๐•†๐”ปโ„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•‹โ„๐”ธ๐•Š๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ฝ๐•€๐•Š๐•†๐•‹โ„๐•† ๐•„๐”ธ๐”ป๐•€๐•† ๐•Š๐• ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธโ„๐• ๐”ฝ๐•€๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ๐Ÿ”นHo fanatanterahana ny politikam-panjakana mike...
30/12/2025

๐”ฝ๐”ธโ„•๐•†๐•ƒ๐•†โ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ฝ๐•†๐•‹๐•†๐”ปโ„๐”ธ๐”ฝ๐•€๐•‹โ„๐”ธ๐•Š๐”ธ โ„๐”ธโ„•๐•† ๐”ฝ๐•€๐•Š๐•†๐•‹โ„๐•† ๐•„๐”ธ๐”ป๐•€๐•† ๐•Š๐• ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธโ„๐• ๐”ฝ๐•€๐”ป๐•€๐•†๐•๐”ธโ„•๐”ธ
๐Ÿ”นHo fanatanterahana ny politikam-panjakana mikendry ny famaliana haingana ny olanโ€™ny fisitrahana rano, ny Minisiteranโ€™ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana (MEAH), izay tarihin-dRamatoa Minisitra ๐ท๐‘Ÿ ๐‘…๐ด๐‘๐ด๐น๐ผ๐‘๐ท๐‘…๐ผ๐ด๐‘๐ผ๐ด๐ผ๐‘๐ด ๐‘€๐‘–๐‘›๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž ๐ด๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐ธ๐‘™๐‘–๐‘Ž , dia mikendry vahaolana voarindra ary maharitra mifanaraka aminโ€™ny filร na fototra aminโ€™ny maha-olombelona.
๐Ÿ”นMaherinโ€™ny 100 fotodrafitrasa famatsian-drano fisotro madio no napetraka manerana ny Nosy, toy ny:
- Fanamboarana forages de proximites (Analamanga, Anosy, Betsiboka ary Boeny)
- Fametrahana fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio vaovao, sy fanarenana ireo simba (Anosy, Androy, Amoronโ€™I Mania, Menabe, Betsiboka, Boeny , Sava, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, ary Vakinakaratra)
- Fanolorana paopin-drano (Analamanga, Itasy, Sava, ary Vakinakaratra)
- Fananganana toby fitahirizan-dranonโ€™orana (Atsimo Andrefana)
๐Ÿ”นIreo fotodrafitrasa ireo dia natao teny an- tanร n- dehibe, ambanivohitra ary faritra tratran'ny krizy ara- drano. Mponina manodidina ny 202 000 na tokantrano 25 550 eo ho eo no misitraka rano fisotro madio. Anisan'ny nanampy aminโ€™ny fampihenana ny faharefoanโ€™ny mponina aminโ€™ny tsy fahampian-drano, indrindra ho anโ€™ny vehivavy sy ny ankizy ny zava-bita
๐Ÿ”นEo aminโ€™ny sehatry ny fanadiovana sy ny fidiovana dia hita taratra ihany koa ny fandrosoana, aminโ€™ny alalanโ€™ny asa fanadiovana an-tanร n-dehibe sy ny fametrahana fotodrafitrasa fidiovana iombonana aminโ€™ny faritra maro, izay nahafahanโ€™mponina 13 000 nisitraka fotodrafitrasa ara-pahasalamana. Ireo ezaka ireo dia mandray anjara aminโ€™ny fisorohana ny loza ara-pahasalamana sy ny fanatsarana ny tontolo andavanandronโ€™ny mponina.

| ๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š "๐’๐€๐‡๐Ž๐…๐ˆ๐Š๐€"Noraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™i Madagasikara Michaรซl RANDRIANIRINA, teto amin'ny...
29/12/2025

| ๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š "๐’๐€๐‡๐Ž๐…๐ˆ๐Š๐€"
Noraisin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™i Madagasikara Michaรซl RANDRIANIRINA, teto amin'ny lapam-panjakana Iavoloha androany ireo Mpamatsy vola niaraka tamin'Andriamatoa Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, niresaka momba ny tetikasa "SAHOFIKA".

Raha tsiahivina, efa tamin'ny taona 2014-2015 no nisy ny tetikasa "SAHOFIKA" saingy tsy tanteraka izany noho ny antony maro samihafa.
Tokony efa ho namokatra 300MW ny tetikasa "SAHOFIKA" ankehitriny raha toa ka afaka nihodina tao anatin'izay fotoana izay araky ny fanazavana azo. Afaka mamokatra 192MW mantsy ny ampahany voalohany amin'ny tetikasa ary azo ampitomboina tsikelikely izany.

Vola manodidina ny 1.2 miliara dolara no ilaina amin'ity tetikasa ity ary manana anjara betsaka amin'izany ny fanjakana. Ny ambiny kosa dia efa vonona ireto Mpamatsy vola ireto amin'ny fiaraha-miasa. Etsy ankilany, maneho ny fahavononany hiara-hiasa ny fitondram-panjakana, ary efa nametraka ny tetikasa "SAHOFIKA" ho isan'ireo "Projet Hydraulique Prioritaire" na PHP ka izay no anton'izao fihaonana androany izao izay dingana farany hamaritana ny fiaraha-miasa.
Manana hatramin'ny faran'ny taona 2025 isika handaminana ny pitsopitsony ara-taratasy rehetra mikasika izany.
Naverimberina fa tsy mitsahatra ny fitondram-panjakana mitady ny vahaolana rehetra hamahana ny olan'ny fahatapahan-jiro eto Madagasikara satria isan'ny votoatin'ny fitakiana nataon'ny tanora sy ny vahoaka malagasy nandritra ireny tolona natao ireny izany.

28/12/2025

๐ŸŒž Centrale solaire
MEH a inspectรฉ les ressources restantes
โ–ถ๏ธ Tanandava-Toamasina, vendredi 26 dรฉcembre 2025 : La dรฉlรฉgation conduite par le ministre de l'รฉnergie et des feux d'artifice (MEH), Monsieur RALITERA Ny Ando Jurice, accompagnรฉe du ministre des transports et de l'information mรฉtรฉorologique, Monsieur RAHARISONE Juste Crescent, le vice-prรฉsident, a visitรฉ le site de la dรฉpouille pour construire l'รฉnergie solaire plante l'assemblรฉe Nationale pour la Province de Toamasina, Monsieur RAZARA Pierre Ravolaza Fidรจle, le Directeur Gรฉnรฉral du SMMC et les reprรฉsentants de la JIRAMA.
โœณ๏ธ L'objectif est d'accรฉlรฉrer la livraison des matรฉriaux aux endroits oรน les infrastructures seront construites, au profit du peuple malgache. Lโ€™inspection et lโ€™identification des รฉquipements restants ont รฉtรฉ effectuรฉs par la dรฉlรฉgation, afin de pouvoir fixer lโ€™ordre du prochain transport et travaux. Il est urgent d'enlever ces matรฉriaux, pour que les frais de conservation (frais de stockage) dans la gare (entrepรดt) qui sont notรฉs comme civils.
๐ŸŸฉ Il est prรฉvu d'รชtre amenรฉ au palais d'ร‰tat d'Iavoloha, avant qu'ils ne soient envoyรฉs aux endroits oรน les infrastructures seront construites.
๐Ÿ“ฝ Nous vous prรฉsentons l'explication complรฉmentaire apportรฉe par MEH, M. RALITERA Ny Ando Jurice, et les commentaires du vice-prรฉsident du Parlement pour la province de Toamasina, M. RAZARA Pierre Ravolaza Fidele.

Address

67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

0345000000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jirama posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share