11/05/2022
Manaja tompoko! Satria manana olana ny Pejy Malakia Boost ankehitriny ka voatery hampiasa Pejy hafa izahay. Tsy iza izany fa ny Pejy Master Boost, aza misalasala mitsidika sy miresaka amin'ny Pejy fa anay ihany io. Azonao atao foana koa anefa ny miresaka sy mitsidika ato amin'ity Pejy ity.
Master Boost = Malakia Boost
Maneho fialan-tsiny indrindra tompoko ny amin'ny mety ho fanelingelenana ary mankasitraka foana ny amin'ny fifanohanantsika.
Indro ny rohy miditra ao aminy: https://web.facebook.com/Master-Boost-110786747908365