31/08/2026
PEST REPELLER à Ultrason (Mirary dia mirary raha ny vokatra azo)
MANDROAKA insectes sy rongeur
Ireo biby kely sy biby mpanimba toa : lalitra, vitsika, moka, kadradraka, lailosy, kongona, parasy, tsigongotra, araignée, katsatsaka, trambo, totozy, voalavo, ramanavy, ... sy ireo karazany maro.
-200m² ny tratrany fa 120m2 ny portée réel
-Tsy mila produits atsofoka fa prise courant en permanence
-Apetaka courant 220Volts / 3-5Watts
-Tsy misy fiantraikany amin biby fiompy toy ny saka sy alika sy akoho sy ireo karazana vorona, fa ko tsisy effets amin'ny olombena na kely aza.
Prix : 30.000Ar
Vente en ligne ary livraison centre ville : 3000ar
CONTACT : 034 31 165 72 - disponible sur WhatsApp
Mandefa any amin'ny faritra.