01/10/2026
Ireo dia bijoux pour oreilles / ear cuffs. Ny fampiasana azy: ❤️
✨ Fampiasana :
• Apetraka amin’ny sisiny ambony na afovoan’ny sofina.
• Tsy voatery hisy trou (piercing), satria misy modely azo apetaka mivantana amin’ny sisin’ny sofina.
• Azo ampiasaina amin’ny tenue quotidienne, sortie, soirée na cérémonie.
• Mety tsara raha tiana hanome style chic sy élégant ny sofina.
• Azo atambatra amin’ny boucles d’oreilles hafa koa raha tiana.
Mandefa amin’ny Faritra rehetra ☺️