BAT ALU

BAT ALU VITRERIE ET MENUISERIE EN ALUMINIUM💥👷‍♂️

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy BAT ALU rehetra 📢   Elaela izay isika tsy nitafatafa teto amin'ny pejy anh, tsy izany...
16/10/2026

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy BAT ALU rehetra 📢
Elaela izay isika tsy nitafatafa teto amin'ny pejy anh, tsy izany mantsy fa manomana zavatra mahafinaritra be ho anareo izahay ekipan'ny BAT ALU 🥲

Mandrampiandry an'izay vaovao be izay ary aloha dia indro asehonay an-tsary anareo ireo asa nataonay ho an'ny client any amin'ny faritra any eh 🥰

Tsy vitan'ny hoe tsara kalitao ny asa fa mbola ara-potoana soamatsara ihany koa ❤️ Koa inona ary no andrasanao? Alefaso ny commande fa mbola mirary anie ny prix eh, promotion hatrany

☎️ 034 99 930 34 / 034 76 007 62 ireo ny laharana raha mila fanazavana fanampiny



🏡 Efa vonona ve ny tranonao… fa mbola mitady ny finition farany ? 👀✨Indraindray, ny fenêtre sy porte no tena manova tant...
17/08/2026

🏡 Efa vonona ve ny tranonao… fa mbola mitady ny finition farany ? 👀✨

Indraindray, ny fenêtre sy porte no tena manova tanteraka ny endriky ny trano.

Jereo ange ireto réalisations-n’ny BAT ALU ireto 😍
Fenêtre, porte, baie vitrée… atao sur mesure, araka ny toerana sy ny zavatra ilainao.

✨ Tsotra
✨ Moderne
✨ Madio ny finition
✨ Ary indrindra, mifanaraka amin’ny tranonao

Vonona hanome fahafaham-po anao hatrany izahay fa alefaso dieny izao ary ny commande oh 🙃

☎️ 034 76 007 62 / 034 99 930 34

📩 BAT ALU – Menuiserie en Aluminium
Ny trano tsara tarehy, mila finition tsara ihany koa. 🏠✨

17/08/2026
Profitez de nos meilleurs tarifs sur les portes et fenêtres en aluminium.📞 Contactez-nous dès aujourd'hui pour un devis ...
23/06/2026

Profitez de nos meilleurs tarifs sur les portes et fenêtres en aluminium.
📞 Contactez-nous dès aujourd'hui pour un devis gratuit.
✔ Qualité professionnelle
✔ Finition soignée

11/05/2026
🌟 Miarahaba antsika rehetra ary tongasoa eto amin’ny pejy!    🌟🔧✨ Manao ny asa rehetra momba ny aluminium sy inox izahay...
11/05/2026

🌟 Miarahaba antsika rehetra ary tongasoa eto amin’ny pejy! 🌟
🔧✨ Manao ny asa rehetra momba ny aluminium sy inox izahay.
Ny tanjonay voalohany dia ny hanome fahafaham-po anareo mpanjifa amin’ny alalan’ireto soatoavina manan-danja ireto :
🎗 Asa vita ara-potoana
🎗 Kalitao sy hatsaran’ny asa
🎗 Fifanajana sy fahatokisana mandritra ny fiaraha-miasa
Ny fanirianay dia ny hanatanteraka am-pahombiazana ireo tetikasa sy nofinofinareo rehetra, ao anatin’ny fahafaham-po sy fifaliana hatrany. 🤝✨

📌 Ireto avy ireo asa atolotray :
💠 Fenêtres coulissantes
💠 Fenêtres ouvrantes
💠 Portes coulissantes
💠 Portes ouvrantes
💠 Fixe aluminium
💠 Naco aluminium
💠 À soufflet aluminium
💠 Cloisons de séparation
💠 Rideaux métalliques GALVA
💠 Volets roulants ALU
💠 Mur rideau
💠 Véranda (garde Corps en Alu)
💠 Garde-corps en Verre (Sabot)
💠 Garde_corps en Inox avec des différentes remplissage

📲 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miditra mp na koa hiantso mivantana anay ary fa an_kafaliana be no andraisanay anao tompoko
☎️ 034 76 007 62
📱 WhatsApp : 032 39 933 25

📌 Manasa anao izahay hitsidika ny pejy hahitanao ireo asa vita sy tolotra rehetra atolotray. ✨

👉 “Ny fahafaham-ponareo no laharam-pahamehanay.”

Address

Fasan-karana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BAT ALU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share