09/01/2026
Curly oo😁Lieu Ambohijanahary Antehiroka na Ambohibao Morondava
_ fotsiny ny Leave'in 100ml nefa mamoaka boucle tsara be💗
👉AFA_PO DAHOLO IZAY MAMPIASA annnn
👉Tsy mifidy volo fa mety amin'ny karazam-bolo rehetra
👉Manomboka 2 ans de efa afaka mampiasa azy😊
👉Mampitsiry volo haingana😊
👉Manalefaka ny volo👍
À base de miel, huile d'olive et beurre de karité