11/04/2026
⛔ Leo ve ianao mahita PUB mipoitra tampoka rehefa mampiasa navigateur?
😑 Indraindray sary, vidéo na dokambarotra tsy ilaina mihitsy no miseho, ka manelingelina be rehefa mijery na miasa.
🎬 Rehefa mijery film en ligne koa, vao mi-click dia tsy mila miandry PUB intsony… mandeha direct 😍
🤷♂️ Marina fa misy vahaolana maro toy ny AdBlock na DNS privé… fa misy fomba iray tsotra kokoa 👇
✅ Ampiasao ny navigateur BRAVE. Efa voasakana ho azy ny PUB ka afaka mijery milamina ianao, tsy misy manelingelina intsony.
🔴 Misy version ho an’ny téléphone 📱 sy ordinateur 💻 izy, ka afaka ampiasaina amin’ny fitaovana rehetra.
💯 Andramo dia ho hitanao ny différence! Zarao amin’ny namanao koa sao mahasoa azy 😉