05/05/2025
📣 Ho antsika mitady asa.
Tolotr'asa avy amin'ny UBS (UNITED BUS SERVICE) MAURICE
✅️ Receveurs 100 no tadiavina.
✅️ Miangavy antsika mba hamaky tsara ny fepetra takiana ary handefa ireo antontan-taratasy takiana amin'ny adiresy mailaka misoratra eo ambany.
✅️ Izahay dia mizara fotsiny ihany. Araka izany, ny fangatahana fanampim-panazavana dia tokony alefa mivantana amin'ny mpampiasa.
✅️ Mirary fahombiazana ho antsika rehetra.