Fanilo''ko.mdg

Fanilo''ko.mdg Vente en gros et en detail

‼ Clés douilles 40 pièces avec rallonge  cliqué en chrome trompé 25 000 Ariary➖ Ilain'ny rehetra izay manana fiara na mo...
06/03/2023

‼ Clés douilles 40 pièces avec rallonge cliqué en chrome trompé 25 000 Ariary

➖ Ilain'ny rehetra izay manana fiara na moto na byciclette sns...
➖ Ireo mécanicien koa tena mila azy
➖ Avec boîte de rangement (tsy maha-be korontana)
➖ Douille 4 à 16 / douille 21 / douille 1/4 sy 3/8
Araraoty fa 25 000 Ariary monja ireo
⏳Livraison TANA/PROVINCE
Mp na 034 20 639 97

💥TORCHE PORTABLE MULTIFONCTION 🔦  ➖  2 isa no 40 000 Ariary➖ 25 000 Ar ny iray_ Ilaina be rehefa tapaka ny jiro na mivoa...
20/02/2023

💥TORCHE PORTABLE MULTIFONCTION 🔦
➖ 2 isa no 40 000 Ariary

➖ 25 000 Ar ny iray
_ Ilaina be rehefa tapaka ny jiro na mivoaka amin'ny alina, milasy, manamboatra fiara sns
_ 3 fonctions ( torche mahatsilo lavitra be... 2 Led miparitaka afaka manazava efitra... )
_ Batterie matanjaka
_ Azo charge-na courant na panneau solaire (efa miraikitra aminy)
_ Sortie USB 5volts (afaka hichargena téléphone)
_ Tsara qualité, vaovao sous carton avokoa ny entantsika

Boutique : Itaosy
Livraison TANA/PROVINCE
Mp ou 034 20 639 97

Ilaina amin'izao fahatapahan-jiro izao ⚡TORCHE PORTABLE MULTIFONCTION ity 🔦  ➖  2 isa no 45 000 Ariary➖ 25 000 Ar ny ira...
18/11/2022

Ilaina amin'izao fahatapahan-jiro izao ⚡TORCHE PORTABLE MULTIFONCTION ity 🔦
➖ 2 isa no 45 000 Ariary

➖ 25 000 Ar ny iray
_ Ilaina be rehefa tapaka ny jiro na mivoaka amin'ny alina, milasy, manamboatra fiara sns
_ 3 fonctions ( torche mahatsilo lavitra be... 2 Led miparitaka afaka manazava efitra... )
_ Autonomie batterie hatramin'ny 8h
_ Azo charge-na courant na panneau solaire (efa miraikitra aminy)
_ Sortie USB 5volts (afaka hichargena téléphone)
_ Bonnus câble chargeur
_ Tsara qualité, vaovao sous carton

Livraison TANA/PROVINCE
Mp ☎034 20 639 97

💡LAMPE LED RECHARGEABLE sy PORTABLE 🔅17cm : 13 000 Ariary32cm : 16 000 Ariary52cm : 20 000 Ariary 💡Rechargeable USB (5VO...
26/10/2022

💡LAMPE LED RECHARGEABLE sy PORTABLE 🔅
17cm : 13 000 Ariary
32cm : 16 000 Ariary
52cm : 20 000 Ariary

💡Rechargeable USB (5VOLTS)
💡Tsara tarehy
💡 Avec fixations aimant
💡Autonomie 3 hatramin'ny 8h ( miankina ny charge)
💡Mora ampiasainna
💡3 modes ny jirony
💡Omena cable chargeur ianao
💡 Waterproof

Misy vidéo ao amin'ny commentaires ao

Livraison TANA/PROVINCE
Mp ☎0342063997

Leo fahatapahan-jiro sy haizina e 🌑🌑                      Inty ny 🔦LAMPE PROJECTEUR POWER BANK : 45 000 Ar monja ny iray...
02/08/2022

Leo fahatapahan-jiro sy haizina e 🌑🌑 Inty ny 🔦LAMPE PROJECTEUR POWER BANK : 45 000 Ar monja ny iray, 85 000 Ar raha maka 2 isa ianao 🌞🌞

✔ Chargeable courant (5volt)
✔Misy panneau solaire ao ambadika
✔ Tena power bank, mahacharge ny téléphone rehetra (androïd, I-phone,...)
✔ Batterie puissante 10 000 mA
✔Autonomie lampe :10H à 72h
(arakaraky ny fonction sy ny charge)
✔ Lampe mazava be, 4 fonctions :
_Led faran'izay mazava
_Antonony
_veilleuse
_ SOS🆘
✔ Misy fixation andriam-by miraikitra tsara
✔ Misy tahony hitazonana azy
✔ Anti-choc
✔ Affichage de charge
✔ Photo réelle daholo ireo hitanao ireo, mbola misy koa ao amin'ny commentaires ao.

Mp na 📞034 20 639 97
Manao livraison Tana
Mandefa any amin'ny faritra

Promotion PROJECTEUR SOLAIRE         💥 30 000 Ariary 💥 ❗Mazava be  ❗Detecteur de mouvement mahatratra 120° ( mirehitra r...
01/04/2022

Promotion PROJECTEUR SOLAIRE
💥 30 000 Ariary 💥

❗Mazava be
❗Detecteur de mouvement mahatratra 120° ( mirehitra rehefa misy mandalo)
❗3 modes:
💥mode permanent ( mirehitra foana,,afaka atao ao an_trano)
💥 mode veilleuse + détecteur ( veilleuse fa rehefa misy mouvement vao mirehatra mazava be)
💥mode détecteur de mouvement ( maty fa rehefa misy mouvement mandalo dia mirehatra)
❗Mitokana ny panneau sy ny jiro ( mono-cristalin ny panneau,,hazavan'ny andro dia efa mi charge)
❗Waterproof 💦💧(tsy matahotra orana sy masoandro )
❗Batterie lithium intégrée
❗Accesoires complets ( fil + télécommande + vice de fixation)

➖Livraison partout à Madagascar
➖ Mp ou 034 20 639 97

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261342063997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilo''ko.mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share