Lavage Ambatoroka

Lavage Ambatoroka 100m miala clinique Snt Paul lalana ambohipo

Mandritry ny fotoana hanadiovana ny fiaranao ato amin'ny Lavage Ambatoroka dia nanokana toerana mahafinaritra ho anao iz...
23/10/2021

Mandritry ny fotoana hanadiovana ny fiaranao ato amin'ny Lavage Ambatoroka dia nanokana toerana mahafinaritra ho anao izahay.

Misaotra antsika hatrany amin'ny fitokisana

Miarahaba antsika e!! Tafita ny hafatra ary dia misaotra anareo noho ny fitokisana ny équipe Lavage AmbatorokaTonga mara...
23/10/2021

Miarahaba antsika e!!

Tafita ny hafatra ary dia misaotra anareo noho ny fitokisana ny équipe Lavage Ambatoroka

Tonga maraina ianareo manadio fiara ary koa moto

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika e!

Miarahaba antsika e!! Efa hifarana ny herinandro. Nampiasa fiara ianao ary mila fanadiovana??Lavage Ambatoroka mandray n...
21/10/2021

Miarahaba antsika e!!

Efa hifarana ny herinandro.

Nampiasa fiara ianao ary mila fanadiovana??

Lavage Ambatoroka mandray ny fiaranao manomboka amin'ny 7ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva

Tongava fa ho afam-po ianao

Contact : 034 07 730 39

Miarahaba anstika e! 🙂Tongava ato amin'ny Lavage Ambaroka manadio ny fiara- nao. Vonona tsara izahay hanome fahafam-po a...
20/10/2021

Miarahaba anstika e! 🙂

Tongava ato amin'ny Lavage Ambaroka manadio ny fiara- nao.

Vonona tsara izahay hanome fahafam-po anao

Indro atolotra anao ireo sandan'ny fanadiovana ny fiara (Intérieur et extérieur)

Antsoy ny 033 17 73936 na mp

30/08/2021
Miarahaba antsika e!!Ho anao izay mbola tsy tato amin'ny lavage Ambatoroka, ampafantarina anao fa izahay dia manao ireto...
03/07/2021

Miarahaba antsika e!!

Ho anao izay mbola tsy tato amin'ny lavage Ambatoroka, ampafantarina anao fa izahay dia manao ireto manaraka ireto :

▶️Lavage Auto/moto
▶️Nettoyage moteur/chassis

Contact : 033 17 739 36

Miarahaba antsika rehetra tratry ny Asaramanitra. Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e!Lavage Ambatoroka
26/06/2021

Miarahaba antsika rehetra tratry ny Asaramanitra.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e!

Lavage Ambatoroka

Miarahaba antsika e!Herinandro vaovao indray no hiarahantsika. Ireto indray ny tarif ho an'ireo izay manana moto na scoo...
21/06/2021

Miarahaba antsika e!

Herinandro vaovao indray no hiarahantsika.

Ireto indray ny tarif ho an'ireo izay manana moto na scooter ka hanadio ato amin'ny Lavage Ambatoroka.

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika e!

Miarahaba antsika rehetra e ☺️Niasa sy naloto ny fiarantsika nandritra an'izay herinandro izayTonga maraina eto amin'ny ...
19/06/2021

Miarahaba antsika rehetra e ☺️

Niasa sy naloto ny fiarantsika nandritra an'izay herinandro izay

Tonga maraina eto amin'ny Lavage Ambatoroka ianareo hanadio ny fiara

Ho afa-po ianareo 😉 fa tongava sady filaharam-be sahady amin'izao maraina izao

Miarahaba antsika e!Tsara ny mampatsiahy antsika fa manao ny "Nettoyage moteur" ihany koa ny Lavage AmbatorokaTongava fa...
17/06/2021

Miarahaba antsika e!

Tsara ny mampatsiahy antsika fa manao ny "Nettoyage moteur" ihany koa ny Lavage Ambatoroka

Tongava fa ho afa-po ianao ary madio ny fiara-nao

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika e!

Address

Ambatoroka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261331773936

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lavage Ambatoroka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share