Mi-COURS

Call Directions

Mi-COURS COURS BEPC & BACC

06/10/2026

MAHAIZA MANAVAKA TSARA NY ATAO HOE SERIE (L,S,OSE) SY OPTIONS (A,C,D,L,S,OSE) RY MPIANATRA AAH๐Ÿ™๐Ÿ™

19/09/2026

SALAMA TOMPOKO!! EFA AFAKA ALAINA NY RELEVE DE NOTE BAC 2026 HO AN'IREO AFAKA IHANY! MISAOTRA TOMPKO

MIVAVAKA TSARA DIA MIANDRY AMPITONINA DAHOLO๐Ÿ™๐Ÿ™KELY SISA..........
21/08/2026

MIVAVAKA TSARA DIA MIANDRY AMPITONINA DAHOLO๐Ÿ™๐Ÿ™
KELY SISA..........

โœ๏ธโœ๏ธHO ANAO RAD SY MPIANATRA IZAY MBOLA SAHIRANA MITADY TOERANA HIANARANA SY AZO ANTOKA, TONGAVA FA OMENAY TSARA INDRIND...
22/07/2026

โœ๏ธโœ๏ธHO ANAO RAD SY MPIANATRA IZAY MBOLA SAHIRANA MITADY TOERANA HIANARANA SY AZO ANTOKA, TONGAVA FA OMENAY TSARA INDRINDRA AVY ATY AMINAY IANAREOโœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‘‰โœ๏ธ hatrany ny fandraisana sy ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana 2026-2027 koa aza tara fa voafetra ny toerana aah๐Ÿ“š

๐Ÿ‘‰๐Ÿ”ตHo anao Ray aman-dReny na koa mpianatra mitady "Cours" azo antoka hianarana, aza misalasala fa tongava manoratra anarana ao amin'ny dia hilamina ny tebiteby, ny olanao sy zanakaoโœ๏ธ๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰โšชNy mpampianatra dia matihanina sy efa havanana tsara amin'izany fanaovana "cours" (Prof spรฉcial cours) ary mikirakira sy mitsara ireo valim-panadinana ihany koa izy ireo (correcteurs), ka mahafantatra tsara ireo fepatra takiana sy ilaina, ary ireo zavatra tsy azo atao mba isorohana ny tsy fahombiazan'ny mpianatra๐Ÿ™๐Ÿง‘โ€๐Ÿ’ผ๐Ÿง‘โ€๐Ÿ’ป

๐Ÿ‘‰๐Ÿ™‹Ny mpianatra voaharamaso ara-dalร na, omena fahafaham-po, ary volavolaina ho olombanona (Ara-tsaina, Ara-batana,Aram-panahy) mba ho tompon'andraikitra ho an'ny tenany mba tsy ho vesatra ho anareo RAD izy ireo๐Ÿ’ป๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰๐Ÿ”ดFampianarana natao ho an'ny rehetra, tsy manavaka finoana na foko๐Ÿ™…โ™ฅ๏ธ

๐Ÿ‘‰๐Ÿ”ต Lesona fohy (Rรฉsumรฉ gratuit) sy mazava tsara no omena ny mpianatra ary ny "exercices" no tena be Dia bรฉ ๐Ÿ™…๐Ÿ™‹

๐Ÿ‘‰๐ŸŸ Misy ihany koa ny "Carnet de correspondance et de liaison" natao ifandraisana, ampitana hafatra, ary hanaovana fanamarinam-pahatongavana isan'andro (Prรฉsence tous les jours)

๐Ÿ‘‰๐ŸŸขCours misy fitsipika sy lalร na ifampifehezana mba ahafahana manatratra ny tanjona andrasanareo RAD aminay dia ny mahay sy afaka fanadinana izany๐Ÿ”ฅโœ๏ธ

๐Ÿ‘‰๐Ÿ”ดTsy izay tian'ny mpianatra no atao fa izay mahafaka azy, mila mifampatoky sy mifandray (tรฉlรฉphone) isika mba ahafahana manantontosa izany aminy antsakany sy andavany๐Ÿ™๐Ÿ™
๐Ÿ‘‰๐Ÿ“ฑ WhatsApp : 034 59 846 88
โœ๏ธNB:๐Ÿ–‹๏ธ๐Ÿ–Š๏ธ MITONDRA RAD, BULLETIN, COPIE ARY SARY 02 REHEFA HANAO INSCRIPTION
๐Ÿ–‹๏ธ๐Ÿ–Š๏ธMARAINA 8H--12H IHANY NO MANDRAY MPIANATRA, MANOMBOKA ALATSINAINY HATRAMIN'NY ZOMA

Manaja tompoko!! Ny Mi Cours sy ny ekipa miara-miasa aminy dia Mirary soa ireo mpanala fanadinam-panjakana โœ๏ธ BACCALAURร‰...
19/07/2026

Manaja tompoko!! Ny Mi Cours sy ny ekipa miara-miasa aminy dia Mirary soa ireo mpanala fanadinam-panjakana โœ๏ธ BACCALAURร‰AT rehatra. Samy ten'Andriamanitra๐Ÿ™ daholo isika Ary ho afaka fanadinana soamatsara daholo ianareo๐Ÿฅฐ!! Bonne chance tout le monde ๐Ÿซถ๐Ÿ˜˜

Bonne chance daholo mpanala BAC rehetra!! Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tsara ny vokatra BEPC 85%๐Ÿ™๐Ÿ™ Voninahitra ho...
18/07/2026

Bonne chance daholo mpanala BAC rehetra!! Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tsara ny vokatra BEPC 85%๐Ÿ™๐Ÿ™ Voninahitra ho azy irery ihany โœ๏ธ๐Ÿ™

Bonne chance daholo๐Ÿ™๐Ÿ™
05/07/2026

Bonne chance daholo๐Ÿ™๐Ÿ™

01/06/2026

MANAJA TOMPOKO! NY CONVOCATION EPS BAC 2026 DIA EFA AZO ALAINA MANOMBOKA RAMPITSO MARAINA!
N.B: MITONDRA CARNET

HORMONE โšง๏ธ
29/05/2026

HORMONE โšง๏ธ

Address

Androndra
Antananarivo

Telephone

+261345984688

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-COURS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share