MBT Installation d’unités biogaz, formation sur la technologie, et valorisation des déchets

19/06/2026

Aza adinoina ny fotoanan-tsika rahampitso ho an'izay tsy afaka nanao formation biogaz tamin'ny 06 Jona teo🤗

17/06/2026

Le zoo de Besançon vient d'annoncer la naissance d'un grand hapalémur en mai dernier, la septième en 21 ans.
​Si cet événement rare offre un espoir pour la survie de l'espèce, il révèle surtout la situation catastrophique à Madagascar. Pendant que la captivité en Europe tente de préserver ce lémurien endémique, son habitat naturel sur la Grande Île est ravagé par la déforestation et le braconnage, condamnant son avenir à l'état sauvage.
-
🔗 Retrouvez l’intégralité de l’article via le lien en commentaire

12/06/2026

Hanao ezaka fanamorana ny fahafahan’ny tokantrano tsirairay misitraka Biogaz ny sy ny MBT team ato ho ato

11/06/2026

Fomba 4 ahafahana manodina ny fako mora ló ho lasa angovo azo ampiasaina - maimaimpoana.

Azo ampiharina tsara eto Madagasikara hanodinana ireo fako 1800 taonina isan'andro amin'ny renivohi-paritany tsirairay

05/06/2026

📢 IZA NO MAZOTO HIANATRA ?
🎓 FORMATION THÉORIE SY PRATIQUE
✅ Hianatra ny fototra sy ny teknika ilaina
✅ Hisy fanazavana mazava sy fampiharana mivantana (pratique)
✅ Mety ho an'ny vao manomboka sy izay te hanitatra fahalalana

⚡ Tsy ampy ny mahafantatra teoria fotsiny, fa mila mahay mampihatra koa!

🛠️ MOULE MACHINE PRESSE MANUELLE POUR CHARBON ÉCOLOGIQUEVous souhaitez produire votre propre charbon écologique de maniè...
05/06/2026

🛠️ MOULE MACHINE PRESSE MANUELLE POUR CHARBON ÉCOLOGIQUE
Vous souhaitez produire votre propre charbon écologique de manière simple, rapide et économique ?
✅ Structure robuste en acier
✅ Utilisation facile, sans électricité
✅ Fabrication de briquettes de charbon écologique de qualité
✅ Adaptée aux particuliers, associations, coopératives et entrepreneurs
✅ Durable et conçue pour une utilisation intensive

💰 Prix : 200.000 Ar seulement 🚚 Livraison GRATUITE 📦 Disponible immédiatement

🌱 Lancez votre activité de production de charbon écologique ou augmentez votre capacité de production avec cet équipement pratique et rentable.
⚡ Stock limité – Premier arrivé, premier servi !
📞 Contact / WhatsApp : 034 65 339 29
MBT – Madagascar Biogaz Technology "L'innovation au service de l'environnement et de l'entrepreneuriat."

Azo alefa amin’ny powerbank ihany koa ny antsika ny fatana vidanza — isan’ny ampianarina nandritra ny fiofanana ihany ko...
27/05/2026

Azo alefa amin’ny powerbank ihany koa ny antsika ny fatana vidanza — isan’ny ampianarina nandritra ny fiofanana ihany koa izy ity

Mbola afaka misoratra anarana izay hiofana miaraka amin’ny ekipan’ny MBT sy Haiketrika Randria

🔔    &  🤑😍 Charbon écologique & Biogaz isan-tokantrano📅 07 mars 2026 | 🕘 9 - 3 ora tolakandro📍 Mangarivotra Itaosy (Hôpi...
15/02/2026

🔔
&

🤑😍 Charbon écologique & Biogaz isan-tokantrano

📅 07 mars 2026 | 🕘 9 - 3 ora tolakandro
📍 Mangarivotra Itaosy (Hôpitaly)

💰 : 50 000 Ar (izy roa)
📝 : MP amin’ny Facebook
📞 : 034 25 805 95

👉 « Ao anatin’ny maloto no misy ny angovo - andao hiaraka hamaha olana »

Afaka 3 herinandro eo dia ho vita ity bibibe an’ireto akama zambianina ireto ityNiara—nianatra tamin-dRadoko ny sasany a...
12/02/2026

Afaka 3 herinandro eo dia ho vita ity bibibe an’ireto akama zambianina ireto ity

Niara—nianatra tamin-dRadoko ny sasany amin’dry zalahy ireto ary tena mahay

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261327803336

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MBT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share