GASY TONGA SAINA

GASY TONGA SAINA Fanehoana ny fahatongavan-tsaina

23/08/2021

Io fatim-boky tsy manjary io no anangonan'ialahy ny volan'olona
Mody hoe rakitra eh🤔🙄
Fanatitra eh😐😮
Ay karapilo be🤣

18/08/2021

Ilay boky be feno anganom-bazaha 😴
Nampiova sain'olona maro😥😥

Malahelo aho ry taniko😏

02/08/2021

Soava mandry daholo🤗😁
Samy tsara ho Tena Andriamanitra🙏🙏🙏

25/07/2021

Ny marina,ny rariny ary ny hintsiny💪💪
Izay no tandrovy hatrany

✔️

23/07/2021

Ny Razanao ve de atakalonao razam-bazaha
🤔😮😏

👤

Madagasikara ilay zaridaina❤️Hiady isika ho azy💪💪
20/07/2021

Madagasikara ilay zaridaina
❤️Hiady isika ho azy💪💪

19/07/2021

Madagasikara❤️
Tany Masina💪

Masina ny teny,Masina ny tany,Masina ireo Olona eo aminy
🙏🙏

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Send a message to learn more

Address

Zafy Albert
Antananarivo

Telephone

+261343937678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY TONGA SAINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share