07/02/2023
TOLOTR'ASA
Ny Orin'asa HGT dia mandray olona hiasa tapak'andro.tsy mitaky diplĂ´me, tsy mametra taona lehilahy sy vehivavy manana ireto:
- mahay miteny anglisy
- mahay informatique bureautique
Tsara karama raisina isaky ny faran'ny herin'andro.
Alefaso mp ny CV + contact
Ny fanazavana fanampiny dia miantso ny 0330341927