16/11/2023
Bonsoir harivariva o
IRAY monja sisa ny robe kelin'ankizy vavy kely (Robe fillette Australie) tsika ao ❤
‼️IRAY dia tapitra. Dia amin ny herintaona ndray ‼️
Dia mivadika entana hafa ndrayy izahay o.
Ka midira MP izay haka anazy. Atao livraison gratuite rahampitso.
Sinon ity misy Robe cotton iray FEMME , b***e Europe foana ihany 🤍. Izay manao JP voalohany mahazo azy 🥰😘